Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Nomery 27:8 - DIEM PROTESTANTA

8 Ary hiteny amin’ny Israelita ianao ka hanao hoe: Raha misy lehilahy maty ka tsy nanan-janakalahy, dia ny zanany vavy no hamindranareo ny zara taniny.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

8 Ary lazao amin’ny Zanak’Israely hoe: Raha misy lehilahy maty ka tsy manan-janakalahy dia ny zanany vavy no hampandovainareo ny zarataniny.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

8 Ary hiteny amin’ny Israelita ianao ka hanao hoe: Raha misy lehilahy maty ka tsy nanan-janakalahy, dia ny zanany vavy no hamindranareo ny zara taniny.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

8 Mitenena amin’ny zanak’i Israely ka lazao hoe: Raha misy lehilahy maty tsy manan-janaka lahy, dia ny zanany vavy no hamindranareo ny lovany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

8 Ary lazao amin’ny Zanak’Isiraely hoe: Raha misy lehilahy maty ka tsy manan-janakalahy, dia ny zanani-vavy no hampandovainareo ny zara-taniny.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

8 Ary lazao amin'ny Zanak'Isiraely hoe: Raha misy lehilahy maty ka tsy manan-janakalahy, dia ny zananivavy no hampandovainareo ny zara-taniny.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

8 Ary lazao amin’ny Zanak’Israely hoe: Raha misy lehilahy maty ka tsy manan-janakalahy dia ny zanany vavy no hampandovainareo ny zarataniny.

Jereo ny toko dika mitovy




Nomery 27:8
2 Rohy Ifampitohizana  

–Marina ny an’ireo zanakavavin’i Tselôfehada, koa omeo zaratany ho fananany tahaka ireo rahalahin-drainy tokoa izy ka afindrao aminy ny anjaran-drainy.


Fa raha tsy manan-janakavavy kosa izy, dia ny rahalahiny no homenareo ny zara taniny.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra