Nomery 25:3 - DIEM PROTESTANTA3 Nanolo-tena hivavaka tao Bahala-Pehôra ny Israelita, ka nirehetan’ny fahatezeran’ny Tompo. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20113 Dia niray tamin’i Baala-Peora ny Israely ka nirehitra taminy ny fahatezeran’NY TOMPO. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara3 Nanolo-tena hivavaka tao Bahala-Pehôra ny Israelita, ka nirehetan’ny fahatezeran’ny Tompo. Jereo ny tokoBaiboly Katolika3 Niray tamin’i Beelfegôra i Israely, ka nirehitra tamin’i Israely ny fahatezeran’i Iaveh. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy3 Dia niray tamin’i Bala-peora ny Isiraely, ka nirehitra taminy ny fahatezeran’i Jehovah. Jereo ny tokoMalagasy Bible3 Dia niray tamin'i Bala-peora ny Isiraely, ka nirehitra taminy ny fahatezeran'i Jehovah. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache3 Dia niray tamin’i Baala-Peora ny Israely ka nirehitra taminy ny fahatezeran’NY TOMPO. Jereo ny toko |
Tsy hofaiziko ny zanakavavinareo raha mivaro-tena izy, na ny vinantovavinareo, raha manitsakitsa-bady izy. Satria ireny mpisorona ireny aza no mitondra mpivarotena any amin’ny takona, ka mihinana ny sorona aterina amin-tsampy miaraka amin’ireny vehivavy ireny. Fa hoy ny ohabolana hoe: «Izay vahoaka tsy misy fahaiza-manavaka dia vahoaka mamery ny tenany.