Nomery 25:2 - DIEM PROTESTANTA2 izay nitarika azy hanao sorona amin’ireo andriamaniny. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20112 Fa ireo dia nanasa ny olona hihinana tamin’ny zavatra novonoiny ho fanatitra ho an’ireo andriamaniny; koa nihinana ny olona sady niankohoka tamin’ireo andriamaniny ireo. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara2 izay nitarika azy hanao sorona amin’ireo andriamaniny. Jereo ny tokoBaiboly Katolika2 ary ireo nanasa ny vahoaka ho amin’ny fisoronana nataony tamin’ny andriamaniny, ka nihinana sy niankohoka tamin’ny andriamaniny ny vahoaka. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy2 Fa ireo nanasa ny olona hihinana tamin’ny zavatra novonoiny ho fanatitra ho an’ny andriamaniny, ka nihinana ny olona sady niankohoka tamin’ny andriamaniny. Jereo ny tokoMalagasy Bible2 Fa ireo nanasa ny olona hihinana tamin'ny zavatra novonoiny ho fanatitra ho an'ny andriamaniny, ka nihinana ny olona sady niankohoka tamin'ny andriamaniny. Jereo ny toko |
Tahaka izany koa ireo Jodeanina nitoetra tany amin’ny Môabita sy ny Hamônita sy ny Edômita ary tany amin’ny faritra rehetra hafa, dia samy nahare fa misy ampahany amin’ny vahoaka navelan’ny mpanjakan’i Babilôna ao amin’ny fanjakan’i Joda ary nankininy tamin’i Gedalià zanakalahin’i Ahikama sy zafikelin’i Safàna.
raha tàhiny ialànareo ny fanekempihavanana izay efa nandidian’Izy TOMPO Andriamanitrareo anareo; ary raha mandeha manompo andriamani-kafa ianareo ka hiankohoka eo anatrehan’ireo, dia hirehitra aminareo ny fahatezeran’ny TOMPO ka ho levona faingana tsy ho eto amin’ity tany soa nomeny anareo ity ianareo.