Nomery 23:9 - DIEM PROTESTANTA9 Rehefa jereko avy eto an-tampon’ny vatolampy ary rehefa tazaniko avy eto an-tampon-kavoana izany vahoaka israelita izany, dia vahoaka mitoka-monina no fahitako azy, sady miavaka amin’ny firenen-kafa rehetra. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20119 Fa avy eto an-tampon’ny vatolampy no ahitako azy ary avy eto amin’ny havoana no itazanako azy. Indro, firenena mitoka-monina izy ary tsy hatao ho isan’ny Jentilisa. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara9 Rehefa jereko avy eto an-tampon’ny vatolampy ary rehefa tazaniko avy eto an-tampon-kavoana izany vahoaka israelita izany, dia vahoaka mitoka-monina no fahitako azy, sady miavaka amin’ny firenen-kafa rehetra. Jereo ny tokoBaiboly Katolika9 Fa eto an-tampon’ny vatolampy aho mahita azy, Ary eto ambony havoana aho mahatazana azy; Ka firenena manana fitoerana manokana izy, Fa tsy mba hampidirina amin’ny fanisana ny firenena. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy9 Fa eto an-tampon’ny vatolampy no ahitako azy, Ary eto amin’ny havoana no itazanako azy; Indro, firenena mitoka-monina izy, Ary tsy hatao ho isan’ny jentilisa. Jereo ny tokoMalagasy Bible9 Fa eto an-tampon'ny vatolampy no ahitako azy, ary eto amin'ny havoana no itazanako azy; indro, firenena mitoka-monina izy, ary tsy hatao ho isan'ny jentilisa. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache9 Fa avy eto an-tampon’ny vatolampy no ahitako azy ary avy eto amin’ny havoana no itazanako azy. Indro, firenena mitoka-monina izy ary tsy hatao ho isan’ny Jentilisa*. Jereo ny toko |
Ry taranak’i Jakôba mpanompoko, aza matahotra ianareo, satria Izaho no miaraka aminareo; teny hentitra avy amiko TOMPO izany. Hofongorako ny firenen-kafa rehetra izay nanelezako anareo; ianareo kosa tsy mba hofongorako, na dia tsy maintsy faiziko araka ny hitsiny ihany aza fa tsy havelako ho afa-maina!