Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Nomery 23:25 - DIEM PROTESTANTA

25 Dia hoy i Balàka tamin’i Balahama: –Rehefa tsy hanozona ny Israelita ianao, dia aoka mba tsy hitsodrano azy kosa!

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

25 Dia hoy i Balaka tamin’i Balama: Rehefa tsy hanozona azy ihany ianao dia aza mitsodrano azy!

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

25 Dia hoy i Balàka tamin’i Balahama: –Rehefa tsy hanozona ny Israelita ianao, dia aoka mba tsy hitsodrano azy kosa!

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

25 Dia hoy i Balàka tamin’i Balaama: «Aza manozona azy, ary aza mitso-drano azy.»

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

25 Dia hoy Balaka tamin’i Balama: Aza manozona na mitso-drano azy akory.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

25 Dia hoy Balaka tamin'i Balama: Aza manozona na mitso-drano azy akory

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

25 Dia hoy i Balaka tamin’i Balama: Rehefa tsy hanozona azy ihany ianao dia aza mitsodrano azy!

Jereo ny toko dika mitovy




Nomery 23:25
3 Rohy Ifampitohizana  

Indro io vahoaka io fa mitsangana toy ny bibidia masiaka, ary mijoro tahaka ny liona, izay tsy mandry raha tsy voky remby sy mamon’ny ran’ny biby voahazany.»


Fa hoy ny navalin’i Balahama azy: –Moa tsy efa niteny taminao ve aho fa izay rehetra holazain’ny TOMPO ihany no hataoko?


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra