Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Nomery 20:9 - DIEM PROTESTANTA

9 Dia nalain’i Mosesy tao amin’ny Fonena-masin’ny TOMPO araka ny baiko azony ny tehiny.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

9 Dia nalain’i Mosesy ny tehina avy teo anatrehan’NY TOMPO, araka izay nandidiany azy.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

9 Dia nalain’i Mosesy tao amin’ny Fonena-masin’ny TOMPO araka ny baiko azony ny tehiny.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

9 Dia nalain’i Môizy, araka ny nandidian’i Iaveh azy, ny tehina izay teo anatrehan’i Iaveh.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

9 Dia nalain’i Mosesy ny tehina avy teo anatrehan’i Jehovah, araka izay nandidiany azy.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

9 Dia nalain'i Mosesy ny tehina avy teo anatrehan'i Jehovah, araka izay nandidiany azy.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

9 Dia nalain’i Mosesy ny tehina avy teo anatrehan’NY TOMPO, araka izay nandidiany azy.

Jereo ny toko dika mitovy




Nomery 20:9
3 Rohy Ifampitohizana  

Ingao ny tehinao, ka ahinjiro eo ambony ranomasina ny tananao. Ary saraho ny rano, dia hamaky eo afovoan’ny rano eo amin’ny tany maina ny Israelita.


Koa nalain’i Mosesy ny vadiny aman-janany, natainginy teo amin’ny borikiny, dia niverina ho any Ejipta izy. Ary nataony an-tanana koa ilay tehina nasain’Andriamanitra nentiny.


–Mialà ianareo amin’io fiangonana io fa handringana azy indray mipi-maso Aho. Dia niankohoka tamin’ny tany izy roa lahy,


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra