Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Nomery 20:5 - DIEM PROTESTANTA

5 Nahoana no nampialanareo tany Ejipta izahay ka nentinareo atỳ amin’ny tany ratsy atỳ, izay tsy azo amafazana akory sady tsy misy aviavy na voaloboka na ampongabendanitra na rano hosotroina akory?

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

5 Ary nahoana izahay no noentinareo niakatra avy tany Ejipta ka nampidirinareo atỳ amin’ity tany ratsy ity, izay tsy misy voan-javatra, na aviavy na voaloboka na ampongabendanitra akory sady tsy misy rano hosotroina?

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

5 Nahoana no nampialanareo tany Ejipta izahay ka nentinareo atỳ amin’ny tany ratsy atỳ, izay tsy azo amafazana akory sady tsy misy aviavy na voaloboka na ampongabendanitra na rano hosotroina akory?

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

5 Ahoana no dia nitondranareo anay niakatra avy tany Ejipta hankatỳ amin’itony fitoerana ratsy itony? Tsy mba tany azo amafazana, tsy misy aviavy, na voaloboka, na ampongabendanitra, na rano hosotroina akory.»

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

5 Ary nahoana no nitondra anay niakatra avy tany Egypta hianareo, hampiditra anay ho amin’ity tany ratsy ity, izay tsy misy voan-javatra, na aviavy, na voaloboka, na ampongabendanitra akory, sady tsy misy rano hosotroina?

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

5 Ary nahoana no nitondra anay niakatra avy tany Egypta ianareo, hampiditra anay ho amin'ity tany ratsy ity, izay tsy misy voan-javatra, na aviavy, na voaloboka, na ampongaben-danitra akory, sady tsy misy rano hosotroina?

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

5 Ary nahoana izahay no noentinareo niakatra avy tany Ejipta ka nampidirinareo atỳ amin’ity tany ratsy ity, izay tsy misy voan-javatra, na aviavy na voaloboka na ampongabendanitra akory sady tsy misy rano hosotroina?

Jereo ny toko dika mitovy




Nomery 20:5
8 Rohy Ifampitohizana  

Eny, efapolo taona no namelomanao azy tany an-taniefitra ka tsy nanan-java-mahory akory izy; tsy nihatonta ny fitafiany ary tsy nivonto ny tongony.


«Ndeha ataovy antso avo ao Jerosalema fa izao no lazaiko: «Tsaroako ny toetranao fahiny, ry Israely. Endrey izany fifikiranao tamiko fony ianao mbola tanora! Endrey izany fitiavanao Ahy fony ianao mbola fofombadiko! Nanaraka Ahy hatrany an-taniefitra ianao, tany amin’ny faritany tsy nisy zava-maniry.


Tsy nanontany tena akory izy hoe: Mba aiza àry izao ny TOMPO izay nitondra antsika niala tany Ejipta sy nitarika antsika namakivaky ny taniefitra, faritany karankaina sy be hantsana, tany mangentana sy mampahatahotra fa tsy andalovan’olona sady tsy misy mponina?


Tahaka ny nanamelohako ny razanareo tany an-taniefitra akaikin’i Ejipta no hanamelohako anareo koa. Teny hentitra avy amiko Tompo ANDRIANANAHARY izany.


Tsy tany tondra-dronono sy tantely akory no nitondranao anay ary tsy saha na tanimboaloboka akory koa no nomenao ho fanananay! Heverinao ho poa-maso angaha ireo olona ireo? Tsia, tsy ho any izahay!


–Efa hampodina any amin’ny razany i Aharôna, fa tsy hiditra any amin’ny tany izay nomeko ny Israelita satria tsy nankatò ny teniko teo amin’ny ranon’i Meribà ianareo.


Fa tsy nankatò ny didiko ianareo mirahalahy tany an-taniefitr’i Tsina, raha nila ady tamiko ny fiangonana; tsy naneho ny fahamasinako teo anatrehany manko ianareo, fony nitaky rano tamiko izy. Ny amin’ny ranon’i Meribà tany Kadesy, tao an-taniefitr’i Tsina, no lazaina etoana.


Izy no nitondra anareo hitety taniefitra midadasika sy mahatahotra, izay ahitana menarana misy poizina sy maingoka; kanefa izany tany mangentana tsy misy rano izany no nampiboiboihany rano ho anareo, avy tamin’ny vatolampy mafy indrindra.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra