Nomery 20:6 - DIEM PROTESTANTA6 Navelan’i Mosesy sy i Aharôna teo ny Israelita fa lasa izy roa lahy nankeo am-baravaran’ny Tranolay fihaonana ka niankohoka tamin’ny tany; ary niseho taminy ny voninahitry ny TOMPO. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20116 Dia niala teo anatrehan’ny fiangonana i Mosesy sy i Arona ka nankeo anoloan’ny varavaran’ny tranolay fihaonana ary niankohoka tamin’ny tany. Dia niseho taminy ny voninahitry NY TOMPO. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara6 Navelan’i Mosesy sy i Aharôna teo ny Israelita fa lasa izy roa lahy nankeo am-baravaran’ny Tranolay fihaonana ka niankohoka tamin’ny tany; ary niseho taminy ny voninahitry ny TOMPO. Jereo ny tokoBaiboly Katolika6 Dia niala tao amin’ny fiangonana i Môizy sy i Aarôna, nankeo am-baravaran’ny trano lay fihaonana. Nidaboka niankohoka izy ireo, dia niseho taminy ny voninahitr’i Iaveh. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy6 Dia niala teo anatrehan’ny fiangonana Mosesy sy Arona ho eo anoloan’ny varavaran’ny trano-lay fihaonana ka niankohoka; dia niseho taminy ny voninahitr’i Jehovah. Jereo ny tokoMalagasy Bible6 Dia niala teo anatrehan'ny fiangonana Mosesy sy Arona ho eo anoloan'ny varavaran'ny trano-lay fihaonana ka niankohoka; dia niseho taminy ny voninahitr'i Jehovah. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache6 Dia niala teo anatrehan’ny fiangonana i Mosesy sy i Arona ka nankeo anoloan’ny varavaran’ny tranolay fihaonana* ary niankohoka tamin’ny tany. Dia niseho taminy ny voninahitry NY TOMPO. Jereo ny toko |