Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Nomery 2:25 - DIEM PROTESTANTA

25-30 «Amin’ny lafiny avaratra kosa no hisy ireo tafika mivondrona ao anatin’ny tobin’i Dana, izay ahitana mifanila ny tafika danita sy aserita ary naftalita. Ny vatan-dehilahy voaisa ho afa-mitam-piadiana dia hotarihin’ny filoha anankiray avy amin’ny fokony araka izao: ho an’ny fokon’i Dana dia i Ahihezera zanakalahin’i Hamisaday miaraka amin’ny vatan-dehilahy 62 700; ho an’ny fokon’i Asera dia i Pagihiela zanakalahin’i Hôkràna miaraka amin’ny vatan-dehilahy 41 500; ho an’ny fokon’i Naftalỳ dia i Ahira zanakalahin’i Henàna miaraka amin’ny vatan-dehilahy 53 400.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

25 Ny fanevan’ny tobin’i Dana, araka ny antokony, dia ho eo amin’ny lafiny avaratra. Ny lohan’ny taranak’i Dana dia i Ahiezera, zanak’i Amisaday.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

25-30 «Amin’ny lafiny avaratra kosa no hisy ireo tafika mivondrona ao anatin’ny tobin’i Dana, izay ahitana mifanila ny tafika danita sy aserita ary naftalita. Ny vatan-dehilahy voaisa ho afa-mitam-piadiana dia hotarihin’ny filoha anankiray avy amin’ny fokony araka izao: ho an’ny fokon’i Dana dia i Ahihezera zanakalahin’i Hamisaday miaraka amin’ny vatan-dehilahy 62 700; ho an’ny fokon’i Asera dia i Pagihiela zanakalahin’i Hôkràna miaraka amin’ny vatan-dehilahy 41 500; ho an’ny fokon’i Naftalỳ dia i Ahira zanakalahin’i Henàna miaraka amin’ny vatan-dehilahy 53 400.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

25 Ny fanevan’ny tobin’i Dana no ho eo avaratra, mbamin’ny antokony. Ny filohan’ny taranak’i Dana dia i Ahiesera zanak’i Amisadaìa;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

25 Ary ny fanevan’ny tobin’i Dana, araka ny antokony, dia ho eo amin’ny lafiny avaratra; ary ny lohan’ny taranak’i Dana dia Ahiezera, zanak’i Amisaday;

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

25 Ary ny fanevan'ny tobin'i Dana, araka ny antokony, dia ho eo amin'ny lafiny avaratra; ary ny lohan'ny taranak'i Dana dia Ahiezera, zanak'i Amisaday;

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

25 Ny fanevan’ny tobin’i Dana, araka ny antokony, dia ho eo amin’ny lafiny avaratra. Ny lohan’ny taranak’i Dana dia i Ahiezera, zanak’i Amisaday.

Jereo ny toko dika mitovy




Nomery 2:25
7 Rohy Ifampitohizana  

i Ahihezera zanak’i Hamisaday no avy amin’ny fokon’i Dana;


Ny fanevan’i Dàna mbamin’ny antokon-tafiny no nanainga farany. Izy ireo no vodilaharana; ny tafiky ny taranak’i Dana dia notarihin’i Ahihezera, zanakalahin’i Hamisaday;


I Tsoriela zanakalahin’i Abihaîla no filoham-pianakaviamben’ny Merarita. Nitoby teo amin’ny lafy avaratry ny Fonena-masina izy ireo.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra