Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Nomery 2:16 - DIEM PROTESTANTA

16 Ny vatan-dehilahy ao anatin’ny tobin’i Reobena dia mitontaly 151 450. Ireo no mandeha faharoa.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

16 Ny tontalin’izay voaisa teo amin’ny tobin’i Robena dia dimampolo sy efajato sy arivo sy dimy alina sy iray hetsy, araka ny antokony. Ireo no mandeha faharoany.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

16 Ny vatan-dehilahy ao anatin’ny tobin’i Reobena dia mitontaly 151 450. Ireo no mandeha faharoa.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

16 Ka dia 151.450 no totalin’ny eo amin’ny tobin-dRobena, araka ny lehilahy voaisa manaraka ny antokony avy. Ireo no ho laharana faharoa eny an-dalana.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

16 Ny tontalin’izay nalamina teo amin’ny tobin’i Robena dia dimam-polo amby efa-jato sy arivo sy dimy alina sy iray hetsy, araka ny antokony. Ireo no mandeha faharoany.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

16 Ny tontalin'izay nalamina teo amin'ny tobin'i Robena dia dimam-polo amby efa-jato sy arivo sy dimy alina sy iray hetsy, araka ny antokony. Ireo no mandeha faharoany.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

16 Ny tontalin’izay voaisa teo amin’ny tobin’i Robena dia dimampolo sy efajato sy arivo sy dimy alina sy iray hetsy, araka ny antokony. Ireo no mandeha faharoany.

Jereo ny toko dika mitovy




Nomery 2:16
5 Rohy Ifampitohizana  

Ny fanevan’i Reobena mbamin’ny antokon-tafiny no nanainga nanaraka ireo: ny tafiky ny taranak’i Reobena dia notarihin’i Elitsora, zanakalahin’i Sedeora;


Ny vatan-dehilahy ao anatin’ny tobin’i Efraîma dia mitontaly 108 100. Ireo no mandeha fahatelo.


«Ny vatan-dehilahy ao anatin’ny tobin’i Dana dia mitontaly 157 600. Ireo kosa no ho vodilaharana. «Dia samy handeha miaraka amin’ny fanevany avy ireo vondron-tafika efatra ireo.»


Ny vatan-dehilahy ao anatin’ny tobin’i Joda dia mitontaly 186 400. Ireo no mpialoha lalana ny vahoaka israelita.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra