Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Nomery 19:5 - DIEM PROTESTANTA

5 Hodorana eo imasony ilay ombivavy miaraka amin’ny hodiny sy ny henany ary ny tsinainy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

5 Hodorana eo imasony ilay vantotra ombivavy ka ny hodiny sy ny henany ary ny rany mbamin’ny tain-drorohany dia hodorana avokoa.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

5 Hodorana eo imasony ilay ombivavy miaraka amin’ny hodiny sy ny henany ary ny tsinainy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

5 Dia hodorana eo imasony ilay omby, hodorana ny hodiny, ny nofony, ny rany, mbamin’ny tain-drorohany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

5 Dia hodorana eo imasony ilay vantotr’ombivavy: ny hodiny sy ny henany ary ny rany mbamin’ny tain-drorohany dia hodorana avokoa.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

5 Dia hodorana eo imasony ilay vantotr'ombivavy: ny hodiny sy ny henany ary ny ràny mbamin'ny tain-drorohany dia hodorana avokoa.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

5 Hodorana eo imasony ilay vantotra ombivavy ka ny hodiny sy ny henany ary ny rany mbamin’ny tain-drorohany dia hodorana avokoa.

Jereo ny toko dika mitovy




Nomery 19:5
5 Rohy Ifampitohizana  

Misanasana vava hamely ahy ireny, mova tsy liona mandrotika sy mierona.


Ho sorona fanalana ny otan’ny mpisorona izany. Fa ny sisa rehetra amin’ilay ombilahy kosa, toy ny henany, ny hoditra mbamin’ny tain-drorohany, dia dory amin’ny afo any ivelan’ny toby.


Fa sitraky ny TOMPO ny hahatorotoro ilay mpanompony ka izany no nampiaretany azy fangirifiriana. Fa rehefa nanolo-tena ho sorom-panorenana izy, dia hahita taranaka sy ho ela velona; ary amin’ny alalan’io mpanompony io rahateo no hahatanteraka ny sitrapon’ny TOMPO.


Ny sisa amin’ilay ombilahy kosa hasain’ny mpisorombe hoentina any ivelan’ny toby, dia hodorana tahaka ny sisa tamin’ilay ombilahy natao sorona ho azy mpisorombe. Izany no sorona fanalana ny ota ho an’ny fiangonan’ny Israelita.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra