Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Nomery 19:4 - DIEM PROTESTANTA

4 Hakan’i Elehazàra mpisorona amin’ny fanondro ny ran’ilay ombivavy ka hafafiny impito manandrify ny Tranolay fihaonana.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

4 Dia hanalan’i Eleazara mpisorona amin’ny fanondrony ny rany ka hafafiny impito manandrify ny tranolay fihaonana.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

4 Hakan’i Elehazàra mpisorona amin’ny fanondro ny ran’ilay ombivavy ka hafafiny impito manandrify ny Tranolay fihaonana.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

4 Ary hangalan’i Eleazara mpisorona amin’ny rantsan-tanany ny ran’ny omby vavy ka afafiny impito mankamin’ny varavaran’ny trano lay fihaonana.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

4 Dia hanalan’i Eleazara mpisorona amin’ny fanondrony ny rany ka hafafiny impito manandrify ny trano-lay fihaonana.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

4 Dia hanalan'i Eleazara mpisorona amin'ny fanondrony ny ràny ka hafafiny impito manandrify ny trano-lay fihaonana.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

4 Dia hanalan’i Eleazara mpisorona amin’ny fanondrony ny rany ka hafafiny impito manandrify ny tranolay fihaonana*.

Jereo ny toko dika mitovy




Nomery 19:4
7 Rohy Ifampitohizana  

Dia hangalany ny ran’ilay ombilahy ka hafafin’ny fanondrony eo amin’ny rakotra volamena, lafy atsinanana; ary eo anoloan’ny rakotra volamena koa dia hamafazany ra impito amin’ny fanondrony.


ary hamafazany ra impito amin’ny fanondro koa ny alitara. Dia toy izany no hanadiovan’i Aharôna ny alitara ho afaka amin’ny fahalotoan’ny Israelita ka hamerenan-kasina azy indray.


dia hatsobony ao amin’ny ra ny fanondrony, ka eo anoloan’ny Toeramasina Indrindra izy no hamafy ra impito ny lafin’ilay efitra lamba atrehiny.


dia hatsobony ao amin’ny ra ny fanondrony, ka eo anoloan’ny Toeramasina Indrindra izy no hamafy ra impito ny lafin’ilay efitra lamba atrehiny.


Ny efa nohatoninareo dia i Jesoa, mpanalalana amin’ny Fanekempihavanana Vaovao, ary koa ny rany nafafy izay miteny tsara lavitra noho ny ran’i Abela.


Voafidy araka ny efa voatendrin’Andriamanitra Ray ianareo ary voatokana ho Azy noho ny asan’ny Fanahy Masina, mba hanaiky an’i Jesoa Kristy sy hanana anjara amin’ny famafazana ny rany. Hampitomboina ao aminareo anie ny fahasoavana sy ny fiadanana!


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra