Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Nomery 19:6 - DIEM PROTESTANTA

6 Dia haka hazo sedera sy rantsana hisôpa ary lamba jaky ny mpisorona ka hanipy azy eo amin’ny afo andoroana ilay ombivavy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

6 Ary ny mpisorona dia haka hazo sedera sy hisopa ary jaky ka hanipy izany eo afovoan’ny afo andoroana ny vantotra ombivavy.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

6 Dia haka hazo sedera sy rantsana hisôpa ary lamba jaky ny mpisorona ka hanipy azy eo amin’ny afo andoroana ilay ombivavy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

6 Ary ny mpisorona haka hazo sedera sy hisopa ary lamba mena antitra, ka hanipy izany ao afovoan’ny afo mandoro ny omby vavy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

6 Ary ny mpisorona dia haka hazo sedera sy hysopa ary jaky ka hanipy azy eo afovoan’ny afo andoroana ny vantotr’ombivavy.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

6 Ary ny mpisorona dia haka hazo sedera sy hysopa ary jaky ka hanipy azy eo afovoan'ny afo andoroana ny vantotr'ombivavy.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

6 Ary ny mpisorona dia haka hazo sedera sy hisopa* ary jaky ka hanipy izany eo afovoan’ny afo andoroana ny vantotra ombivavy.

Jereo ny toko dika mitovy




Nomery 19:6
6 Rohy Ifampitohizana  

Jereo fa meloka aho no teraka, mpanota raha notorontoronina;


«Avia fa hifandahatra isika, hoy ny TOMPO. Na dia mena midorehitra aza ny fahotanareo, dia ho fotsy tahaka ny oram-panala, na dia mangatrakatraka tahaka ny jaky aza ireny, dia ho tahaka ny volon’ondry fotsy.


dia vorona anankiroa velona sady madio sy hazo sedera ary lamba jaky sy rantsana hisôpa no hasain’ny mpisorona halaina ho an’ilay hodiovina.


«Mba hanadiovana ny trano, dia ireto avy no zavatra hampanalain’ny mpisorona: vorona roa, hazo sedera, lamba jaky ary rantsana hisôpa.


fa halainy kosa ny vorona faharoa, ka hatsobony miaraka amin’ny hazo sedera sy ny lamba jaky ary ny rantsana hisôpa ao anatin’ny ran’ilay vorona novonoina.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra