Nomery 19:11 - DIEM PROTESTANTA11 «Izay mikasika fatin’olona dia haloto mandritra ny fito andro. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201111 Izay mikasika fatin’olona dia haloto mandritra ny hafitoana. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara11 «Izay mikasika fatin’olona dia haloto mandritra ny fito andro. Jereo ny tokoBaiboly Katolika11 Izay mikasika faty, rehefa mety ho fatin’olona, dia haloto hafitoana. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy11 Izay mikasika fatin’olona dia haloto hafitoana. Jereo ny tokoMalagasy Bible11 Izay mikasika fatin'olona dia haloto hafitoana. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache11 Izay mikasika fatin’olona dia haloto mandritra ny hafitoana. Jereo ny toko |
vao mainka ny ran’i Kristy no hanadio ny fieritreretantsika; fa tamin’ny alalan’ny Fanahy Masina Izay velona mandrakizay no nanoloran’i Kristy ny tenany ho sorona tsy manan-tsiny ho an’Andriamanitra; ka ny rany dia manadio ny fieritreretantsika ho afaka amin’ireo asa mitondra fahafatesana, mba hanompoantsika an’ilay Andriamanitra velona.