Nomery 19:12 - DIEM PROTESTANTA12 Amin’ny andro fahatelo sy fahafito izy no hanadio ny tenany amin’ny rano fanadiovana, dia hadio; fa raha tsy manadio ny tenany amin’ny andro fahatelo sy fahafito kosa izy, dia tsy hadio. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201112 Hanadio ny tenany amin’izany rano izany izy amin’ny andro fahatelo, ary amin’ny andro fahafito vao hadio; fa raha tsy manadio ny tenany amin’ny andro fahatelo kosa izy dia tsy hadio amin’ny andro fahafito. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara12 Amin’ny andro fahatelo sy fahafito izy no hanadio ny tenany amin’ny rano fanadiovana, dia hadio; fa raha tsy manadio ny tenany amin’ny andro fahatelo sy fahafito kosa izy, dia tsy hadio. Jereo ny tokoBaiboly Katolika12 Hanadio tena amin’izany rano izany izy, amin’ny andro fahatelo sy fahafito, dia hadio, fa raha tsy manadio tena amin’ny andro fahatelo sy fahafito izy, dia tsy hadio. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy12 Hanadio ny tenany amin’izany rano izany izy amin’ny andro fahatelo, ary amin’ny andro fahafito dia hadio izy; fa raha tsy manadio ny tenany amin’ny andro fahatelo kosa izy, dia tsy hadio amin’ny andro fahafito. Jereo ny tokoMalagasy Bible12 Hanadio ny tenany amin'izany rano izany izy amin'ny andro fahatelo, ary amin'ny andro fahafito dia hadio izy; fa raha tsy manadio ny tenany amin'ny andro fahatelo kosa izy, dia tsy hadio amin'ny andro fahafito. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache12 Hanadio ny tenany amin’izany rano izany izy amin’ny andro fahatelo, ary amin’ny andro fahafito vao hadio; fa raha tsy manadio ny tenany amin’ny andro fahatelo kosa izy dia tsy hadio amin’ny andro fahafito. Jereo ny toko |