Nomery 18:7 - DIEM PROTESTANTA7 Fa ianao sy ny taranakao kosa dia hanatanteraka ny fisoronanareo eo amin’ny alitara sy ao amin’ny Toeramasina Indrindra, ao ambadiky ny efitra lamba. Izaho no hanome anareo maimaimpoana izany asa fisoronana izany; raha misy olon-kafa manakaiky eo dia tsy maintsy maty izy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20117 Fa ianao sy ireo zanakao miaraka aminao kosa no hitandrina ny fisoronanareo ka hanompo ny amin’ny zavatra rehetra mikasika ny alitara sy ny ao anatin’ny efitra lamba satria fanompoana omeko anareo ny fisoronana. Ny olon-kafa izay manakaiky kosa dia hovonoina. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara7 Fa ianao sy ny taranakao kosa dia hanatanteraka ny fisoronanareo eo amin’ny alitara sy ao amin’ny Toeramasina Indrindra, ao ambadiky ny efitra lamba. Izaho no hanome anareo maimaimpoana izany asa fisoronana izany; raha misy olon-kafa manakaiky eo dia tsy maintsy maty izy. Jereo ny tokoBaiboly Katolika7 Ianao sy ny zanakao miaraka aminao hanatanteraka ny raharaham-pisoronanareo amin’ny zavatra rehetra momba ny ôtely, mbamin’izay rehetra ao anatin’ny efitra lamba. Izany no raharaha hataonareo. Raharaha azo maimaim-poana no anomezako anareo ny fisoronanareo. Izay olon-kafa manakaiky hatao maty.» Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy7 Fa hianao sy ny zanakao kosa no hitandrina ny fisoronanareo ka hanompo ny amin’ny zavatra rehetra momba ny alitara sy ny ao anatin’ny efitra lamba, dia fanompoana omeko anareo ny fisoronana; ary ny olon-kafa izay manakaiky dia hatao maty. Jereo ny tokoMalagasy Bible7 Fa ianao sy ny zanakao kosa no hitandrina ny fisoronanareo ka hanompo ny amin'ny zavatra rehetra momba ny alitara sy ny ao anatin'ny efitra lamba, dia fanompoana omeko anareo ny fisoronana; ary ny olon-kafa izay manakaiky dia hatao maty. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache7 Fa ianao sy ireo zanakao miaraka aminao kosa no hitandrina ny fisoronanareo ka hanompo ny amin’ny zavatra rehetra mikasika ny alitara sy ny ao anatin’ny efitra lamba satria fanompoana omeko anareo ny fisoronana. Ny olon-kafa izay manakaiky kosa dia hovonoina. Jereo ny toko |
«Ireo Levita mpisorona, taranak’i Tsadôka, dia nitandrina kosa ny anjara raharahany momba ny Toeramasina onenako, na dia nivily niala tamiko aza ny Israelita. Noho izany, dia ireo ihany no hahazo manatona hanompo Ahy Tompo sy hanolotra amiko ny sabora sy ny ran’ny sorona; teny hentitra avy amiko Tompo ANDRIANANAHARY izany.
Ka hoy ny TOMPO tamin’i Mosesy: «Ilazao i Aharôna rahalahinao mba tsy hiditra ao amin’ny Toeramasina Indrindra, ambadiky ny efitra lamba, afa-tsy amin’ny andro sahaza ihany; ary ilazao koa izy tsy hankeo anoloan’ilay Vatamasina izay misy rakotra volamena eo amboniny, sao ho faty izy satria hiseho anaty rahona eo ambonin’io rakotra volamena io Aho.»