Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Nomery 18:14 - DIEM PROTESTANTA

14 Ny zavatra rehetra natokan’ny Israelita ho Ahy dia raikitra ho anareo koa.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

14 Ny zavatra voaozona rehetra ao amin’ny Israely dia ho anao.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

14 Ny zavatra rehetra natokan’ny Israelita ho Ahy dia raikitra ho anareo koa.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

14 Ho anao ny zavatra rehetra nivoadiana ho anatema ao amin’i Israely.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

14 Ny zavatra rehetra voatokana amin’ny Isiraely dia ho anao.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

14 Ny zavatra rehetra voatokana amin'ny Isiraely dia ho anao.

Jereo ny toko dika mitovy




Nomery 18:14
4 Rohy Ifampitohizana  

Ny fanatitra vokatry ny tany sy ny biby natolotra ho sorona fanalana ny ota na ho sorom-panonerana no hohaniny. Ny zavatra rehetra natokana ho Ahy amin’i Israely, dia ho an’ny mpisorona.


Dia niteny tamin’i Mosesy ny TOMPO


Fa rehefa afaka teo an-tanan’ilay nividy azy io tany io amin’ny taona Jobily, dia voatokana ho an’ny TOMPO tahaka ny tany afoy ho Azy; ka ny mpisorona no hanjary tompony.


«Ny zavatra rehetra avahan’ny olona mba hafoy ho an’ny TOMPO, amin’izay ananany na olona na biby fiompy na zara tany, dia tsy ho azo amidy na avotana; ny zavatra rehetra, izay hafoy toy izany, dia zavatra voatokana tanteraka ho an’ny TOMPO.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra