Nomery 16:9 - DIEM PROTESTANTA9 Tsy ampy anareo ve ny nanavahan’ilay Andriamanitr’i Israely anareo tamin’ny fiangonan’i Israely mba hahafahanareo manakaiky Azy, ka hanaovanareo ny asa fanompoana ao amin’ny Fonena-masin’ny TOMPO ary hankalazanareo ny fanompoam-pivavahana amin’ny anaran’ny fiangonan’i Israely? Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20119 Moa ataonareo ho zavatra kely va ny nanavahan’Andriamanitr’Israely anareo tamin’ny fiangonan’ny Israely ka namelany anareo hanakaiky Azy mba hanaovanareo ny fanompoana momba ny tabernakelin’NY TOMPO sy hijoroanareo eo anatrehan’ny fiangonana hanompo azy? Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara9 Tsy ampy anareo ve ny nanavahan’ilay Andriamanitr’i Israely anareo tamin’ny fiangonan’i Israely mba hahafahanareo manakaiky Azy, ka hanaovanareo ny asa fanompoana ao amin’ny Fonena-masin’ny TOMPO ary hankalazanareo ny fanompoam-pivavahana amin’ny anaran’ny fiangonan’i Israely? Jereo ny tokoBaiboly Katolika9 Ataonareo ho zavatra kely va ny nanavahan’ny Andriamanitr’i Israely anareo tamin’ny fiangonan’i Israely, ka nampandrosoany anareo ho akaiky Azy, mba hanao ny fanompoana momba ny Fonenan’i Iaveh sy hitoetra eo anatrehan’ny fiangonana hanao ny fanompoany. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy9 Moa ataonareo ho zavatra kely va ny nampisarahan’Andriamanitry ny Isiraely anareo tamin’ny fiangonan’ny Isiraely hitondrany anareo ho akaiky Azy, hanaovanareo ny fanompoam-pivavahana momba ny tabernakelin’i Jehovah sy hitoeranareo eo anatrehan’ny fiangonana hanompo azy? Jereo ny tokoMalagasy Bible9 Moa ataonareo ho zavatra kely va ny nampisarahan'Andriamanitry ny Isiraely anareo tamin'ny fiangonan'ny Isiraely hitondrany anareo ho akaiky Azy, hanaovanareo ny fanompoam-pivavahana momba ny tabernakelin'i Jehovah sy hitoeranareo eo anatrehan'ny fiangonana hanompo azy? Jereo ny tokoLa Bible en Malgache9 Moa ataonareo ho zavatra kely va ny nanavahan’Andriamanitr’Israely anareo tamin’ny fiangonan’ny Israely ka namelany anareo hanakaiky Azy mba hanaovanareo ny fanompoana momba ny tabernakelin’NY TOMPO sy hijoroanareo eo anatrehan’ny fiangonana hanompo azy? Jereo ny toko |
Ary ny levita izay natao hampianatra ny Israelita rehetra sady efa voatokana ho an’ny TOMPO dia nitenenany hoe: –Ianareo natao hametraka ny Vatamasin’ny Tompo ao amin’ny tempoly, izay nataon’i Salômôna zanakalahin’i Davida sady mpanjakan’i Israely, dia efa tsy milanja azy intsony izao; koa ankehitriny manompoa ny TOMPO Andriamanitrareo sy manompoa an’ilay Israely vahoakany;
Tamin’izay koa dia nisy olona notendrena hitandrina ny efitrano fitehirizana ny fanatitra avahana sy ny voaloham-bokatra ary ny fahafolon-karena. Ao no nasaina hangonin’ireo olona ireo ny anjara voadidin’ny lalàna mba ho an’ny mpisorona sy ny levita, avy any amin’ny saha manodidina ny isan-tanàna; nifalian’ny vahoakan’i Joda manko ireo mpisorona sy levita izay samy teo amin’ny anjara toerany avy,