Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Nomery 16:8 - DIEM PROTESTANTA

8 Dia hoy indray i Mosesy tamin’i Kôra: –Henoy, ry taranak’i Levỳ!

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

8 Dia hoy koa i Mosesy tamin’i Kora: Henoy, ry taranak’i Levy:

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

8 Dia hoy indray i Mosesy tamin’i Kôra: –Henoy, ry taranak’i Levỳ!

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

8 Ary hoy i Môizy tamin’i Kôre: «Henoy àry, ry zanak’i Levỳ:

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

8 Dia hoy koa Mosesy tamin’i Kora: Henoy, ry taranak’i Levy:

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

8 Dia hoy koa Mosesy tamin'i Kora: Henoy, ry taranak'i Levy:

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

8 Dia hoy koa i Mosesy tamin’i Kora: Henoy, ry taranak’i Levy:

Jereo ny toko dika mitovy




Nomery 16:8
3 Rohy Ifampitohizana  

dia asio vainafo ao anatin’ireny rahampitso ary andraraho vovo-javamanitra eo ambonin’izany eo anatrehan’ny TOMPO. Ho hita eo izay hofidin’ny TOMPO ka ho masina. Ampy izay, ry taranak’i Levỳ.


Tsy ampy anareo ve ny nanavahan’ilay Andriamanitr’i Israely anareo tamin’ny fiangonan’i Israely mba hahafahanareo manakaiky Azy, ka hanaovanareo ny asa fanompoana ao amin’ny Fonena-masin’ny TOMPO ary hankalazanareo ny fanompoam-pivavahana amin’ny anaran’ny fiangonan’i Israely?


Ary natokan’i Mikà ilay levita ka tonga mpisorony ary nipetraka teo aminy.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra