Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Nomery 16:10 - DIEM PROTESTANTA

10 Navelany hanakaiky Azy ianareo, ry Kôra sy ny Levita rehetra rahalahinao, dia mbola mitady ny raharahan’ny mpisorona indray ve?

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

10 Navelany hanakaiky Azy ianao sy ireo rahalahinao taranak’i Levy rehetra miaraka aminao, dia mbola mitady ho mpisorona mihitsy koa va ianareo?

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

10 Navelany hanakaiky Azy ianareo, ry Kôra sy ny Levita rehetra rahalahinao, dia mbola mitady ny raharahan’ny mpisorona indray ve?

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

10 Nampandrosoiny ho akaiky Azy ianao, mbamin’ny rahalahinao rehetra, ny zanak’i Levì miaraka aminao, ka dia mitsiriritra ny ho mpisorona koa ve?

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

10 Dia nampanakekeny Azy hianao sy ny rahalahinao taranak’i Levy rehetra miaraka aminao, ary mitady ho mpisorona koa va hianareo?

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

10 Dia napanakekeny Azy ianao sy ny rahalahinao taranak'i Levy rehetra miaraka aminao, ary mitady ho mpisorona koa va ianareo?

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

10 Navelany hanakaiky Azy ianao sy ireo rahalahinao taranak’i Levy rehetra miaraka aminao, dia mbola mitady ho mpisorona mihitsy koa va ianareo?

Jereo ny toko dika mitovy




Nomery 16:10
11 Rohy Ifampitohizana  

Fifandirana no hany ateraky ny avonavona; fa izay mandray torohevitra kosa no misy fahendrena.


Ary hoy ny TOMPO tamin’i Aharôna: –Ianao sy ny taranakao ary ny taranak’i Levỳ razambenao no hitambesaran’ny heloka atao amin’ny Toeramasina. Fa ianao sy ny taranakao irery ihany no ho tompon’andraikitry ny heloka ataonareo amin’ny fisoronana.


Fa ianao sy ny taranakao kosa dia hanatanteraka ny fisoronanareo eo amin’ny alitara sy ao amin’ny Toeramasina Indrindra, ao ambadiky ny efitra lamba. Izaho no hanome anareo maimaimpoana izany asa fisoronana izany; raha misy olon-kafa manakaiky eo dia tsy maintsy maty izy.


Hatsanganao hitandrina ny asa fisoronana i Aharôna sy ny zanany; fa izay tsy mpisorona mitady hanatona kosa dia hatao maty.


–Asaivo manatona ny fokon’i Levỳ ka apetraho eo ambany fahefàn’i Aharôna mpisorona mba hanampy azy.


Nisy fifandirana teo amin’ny apôstôly ny amin’izay tokony ho lehibe indrindra amin’izy samy izy.


Mifankatiava toy ny mpiray tampo; miezaha amin’ny fifanajana.


aza manao na inona na inona raha asesiky ny fifampiandaniana na ny filàn-dera foana, fa samia manetry tena manoloana ny namana ary aoka samy hanao ny namana ho ambony noho ny tena.


Efa nanoratra tamin’ny Fiangonana ihany aho; saingy i Diôtrèfa, izay te hanjakazaka olona, no tsy nankatò anay.


Ary natokan’i Mikà ilay levita ka tonga mpisorony ary nipetraka teo aminy.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra