Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Nomery 15:23 - DIEM PROTESTANTA

23 dia izay rehetra nandidiako anareo tamin’ny alalan’i Mosesy, nanomboka tamin’ny andro nanomezako ny didy ka hatramin’ny taranaka mifandimby.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

23 dia izay rehetra nandidian’NY TOMPO anareo tamin’ny alalan’i Mosesy, hatramin’ny andro izay nanaovan’NY TOMPO izany didy izany ka hatramin’ny taranakareo fara aman-dimby,

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

23 dia izay rehetra nandidiako anareo tamin’ny alalan’i Mosesy, nanomboka tamin’ny andro nanomezako ny didy ka hatramin’ny taranaka mifandimby.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

23 dia izay rehetra nandidian’i Iaveh anareo tamin’ny alalan’i Môizy, hatramin’ny andro namoahan’i Iaveh ny didy ka hatramin’ny taranaka mandimby anareo,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

23 dia izay rehetra nasain’i Jehovah nandidian’i Mosesy anareo, hatramin’ny andro izay nanaovan’i Jehovah izany didy izany ka hatramin’ny taranakareo fara mandimby,

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

23 dia izay rehetra nasain'i Jehovah nandidian'i Mosesy anareo, hatramin'ny andro izay nanaovan'i Jehovah izany didy izany ka hatramin'ny taranakareo fara mandimby,

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

23 dia izay rehetra nandidian’NY TOMPO anareo tamin’ny alalan’i Mosesy, hatramin’ny andro izay nanaovan’NY TOMPO izany didy izany ka hatramin’ny taranakareo fara aman-dimby,

Jereo ny toko dika mitovy




Nomery 15:23
2 Rohy Ifampitohizana  

«Mety ho tsy nahy no nandikanareo ny iray amin’ireo didy rehetra nolazaiko tamin’i Mosesy,


Raha tsy nahy no nanotan’ny fiangonana ka tsy fantany, dia hanolotra amiko TOMPO ombilahy iray ny fiangonana tsivakivolo ho sorona dorana manontolo izay hanetona ho hanitra ankasitrahina ho AHY; hampombaina izany ny fanatitra lafarinina sy divay, araka ny fanao, ary koa osilahy iray ho sorona fanalana ny ota.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra