Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Nomery 15:22 - DIEM PROTESTANTA

22 «Mety ho tsy nahy no nandikanareo ny iray amin’ireo didy rehetra nolazaiko tamin’i Mosesy,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

22 Raha manota tsy nahy ianareo ka tsy nahatanteraka ireo didy rehetra ireo, izay nolazain’NY TOMPO tamin’i Mosesy,

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

22 «Mety ho tsy nahy no nandikanareo ny iray amin’ireo didy rehetra nolazaiko tamin’i Mosesy,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

22 Raha manota tsy nahy ianareo, fa tsy mitandrina ireo didy rehetra nolazain’i Iaveh tamin’i Môizy ireo,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

22 Ary raha manota tsy nahy hianareo ka tsy mankatò ireo didy rehetra ireo, izay nolazain’i Jehovah tamin’i Mosesy,

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

22 Ary raha manota tsy nahy ianareo ka tsy mankatò ireo didy rehetra ireo, izay nolazain'i Jehovah tamin'i Mosesy,

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

22 Raha manota tsy nahy ianareo ka tsy nahatanteraka ireo didy rehetra ireo, izay nolazain’NY TOMPO tamin’i Mosesy,

Jereo ny toko dika mitovy




Nomery 15:22
10 Rohy Ifampitohizana  

Tompo ô, izaho mpanomponao dia hazavain’ireny tokoa; fa lehibe ny tombontsoa ho an’izay mitandrina azy.


mba hamepetra ny Israelita hoe: «Raha misy olona manota tsy nahy ka mandika ny anankiray amin’ireny didin’ny TOMPO momba ny zavatra tsy tokony hatao ireny, dia sorona fanalana ny ota no aoka hataony.


«Raha manampahefana no manota tsy nahy ka nandika ny anankiray amin’ny didin’ny TOMPO Andriamanitra momba ny zavatra tsy tokony hatao, dia meloka izy.


«Raha olona iray anisan’ny vahoaka israelita no nanota tsy nahy ka nandika ny anankiray amin’ny didin’ny TOMPO momba ny zavatra tsy tokony hatao, dia meloka izy.


Ary rehefa nataon’ny mpisorona tamin’ilay olona ny fombam-pivavahana famelana noho ny ota vitany momba ny anankiray amin’ireo lafin-javatra ireo, dia voavela ny otany. «Araka ny fanao amin’ny fanatitra vokatry ny tany no hataon’ny mpisorona amin’izany.»


Toy izany no anomezanareo ho Ahy TOMPO ny ampahany amin’ny santatry ny kobanareo; hatramin’ny taranakareo fara mandimby.


dia izay rehetra nandidiako anareo tamin’ny alalan’i Mosesy, nanomboka tamin’ny andro nanomezako ny didy ka hatramin’ny taranaka mifandimby.


Izay tsy mahalala kosa, nefa manao zavatra tokony hikapohana azy, dia hahazo kapoka kely. Izay nomena be no hitakiana be; ary izy nanankinana be no hadinina bebe kokoa.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra