Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Nomery 15:18 - DIEM PROTESTANTA

18 mba hamepetra ny Israelita hoe: «Raha tonga any amin’ny tany izay itondrako anareo ianareo,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

18 Mitenena amin’ny Zanak’Israely hoe: Rehefa tonga any amin’ny tany izay itondrako anareo ianareo

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

18 mba hamepetra ny Israelita hoe: «Raha tonga any amin’ny tany izay itondrako anareo ianareo,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

18 Mitenena amin’ny zanak’i Israely ka lazao aminy hoe: Rehefa tonga any amin’ny tany ampidirako anareo ianareo,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

18 Mitenena amin’ny Zanak’Isiraely hoe: Raha tonga any amin’ny tany izay itondrako anareo hianareo

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

18 Mitenena amin'ny Zanak'Isiraely hoe: Raha tonga any amin'ny tany izay itondrako anareo ianareo

Jereo ny toko dika mitovy




Nomery 15:18
5 Rohy Ifampitohizana  

Dia niteny tamin’i Mosesy ny TOMPO


ka hihinana ny mofo voavoatra tao an-toerana, dia hakanareo ampahany ho fanatitra ho Ahy TOMPO aloha izany.


mba hamepetra ny Israelita hoe: «Rehefa tonga any amin’ny tany izay homeko anareo sady honenanareo ianareo,


Raha voatolotra ho an’Andriamanitra ny santatry ny mofo, dia Azy koa ny mofo rehetra. Raha voatokana ho an’Andriamanitra ny foto-kazo, dia Azy koa ny rantsany rehetra.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra