Nomery 14:42 - DIEM PROTESTANTA42 Aza miakatra mankany satria tsy momba anareo ny TOMPO fandrao horesen’ny fahavalonareo ianareo. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201142 Aza miakatra satria tsy momba anareo NY TOMPO Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara42 Aza miakatra mankany satria tsy momba anareo ny TOMPO fandrao horesen’ny fahavalonareo ianareo. Jereo ny tokoBaiboly Katolika42 Aza miakatra, fa tsy eo afovoanareo i Iaveh, ka aza mitolo-batana ho resin’ny fahavalonareo. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy42 Aza miakatra, fa tsy momba anareo Jehovah, Jereo ny tokoMalagasy Bible42 Aza miakatra, fa tsy momba anareo Jehovah, Jereo ny toko |
Dia hirehetan’ny fahatezerako amin’izany andro izany ity vahoaka ity ka hilaozako ary hanafenako ny tavako; hataon’ny olona levona izy sady hianjadian’ny loza amam-pahoriana maro. Amin’izany andro izany no hitenenan’ny Israelita hoe: «Noho Andriamanitra tsy eto aminay no mahatonga anay hianjadian’izao fahoriana izao!»