Nomery 14:2 - DIEM PROTESTANTA2 Nimonomonona tamin’i Mosesy sy I Aharôna ny Israelita rehetra ka nanao hoe: –Tsara kokoa ho antsika ny maty tany Ejipta na koa maty tatỳ an-taniefitra. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20112 Dia nimonomonona tamin’i Mosesy sy i Arona ny Zanak’Israely rehetra ka hoy ny fiangonana manontolo taminy: Tahaka izay isika mba maty tany amin’ny tany Ejipta ihany; na mba maty tatỳ amin’ity tany efitra ity! Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara2 Nimonomonona tamin’i Mosesy sy I Aharôna ny Israelita rehetra ka nanao hoe: –Tsara kokoa ho antsika ny maty tany Ejipta na koa maty tatỳ an-taniefitra. Jereo ny tokoBaiboly Katolika2 Nimonomonona tamin’i Môizy sy i Aarôna ny zanak’i Israely rehetra, ka hoy ny fiangonana rehetra tamin’izy ireo: «Inay anie izahay maty tany an-tany Ejipta, na inay anie izahay maty atỳ amin’ity efitra ity. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy2 Dia nimonomonona tamin’i Mosesy sy Arona ny Zanak’Isiraely rehetra, ka hoy ny fiangonana rehetra taminy: Inay anie isika mba maty tany amin’ny tany Egypta ihany; na inay anie isika mba maty tatỳ amin’ity efitra ity! Jereo ny tokoMalagasy Bible2 Dia nimonomonona tamin'i Mosesy sy Arona ny Zanak'Isiraely rehetra, ka hoy ny fiangonana rehetra taminy; Inay anie isika mba maty tany amin'ny tany Egypta ihany; na inay anie isika mba maty tatỳ amin'ity efitra ity! Jereo ny tokoLa Bible en Malgache2 Dia nimonomonona tamin’i Mosesy sy i Arona ny Zanak’Israely rehetra ka hoy ny fiangonana manontolo taminy: Tahaka izay isika mba maty tany amin’ny tany Ejipta ihany; na mba maty tatỳ amin’ity tany efitra ity! Jereo ny toko |