Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Nomery 11:7 - DIEM PROTESTANTA

7 Ny mana dia mitovy amin’ny voan-drafy sady miloko mavofotsy tahaka ny bideliôma.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

7 Ary ny mana dia toy ny voan’ny koriandira ny fijery azy.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

7 Ny mana dia mitovy amin’ny voan-drafy sady miloko mavofotsy tahaka ny bideliôma.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

7 Nitovy amin’ny voan-koriandao ny mana, toy ny bdeliôma ny tarehiny.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

7 Ary ny mana dia toy ny voan-drafy, ary ny tarehiny dia tahaka ny tarehin’ny bedola.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

7 Ary ny mana dia toy ny voan-drafy, ary ny tarehiny dia tahaka ny tarehin'ny bedola.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

7 Ary ny mana dia toy ny voan’ny koriandira ny fijery azy.

Jereo ny toko dika mitovy




Nomery 11:7
7 Rohy Ifampitohizana  

ary tsara ny volamena tamin’io tany io; tao koa ny ditin-kazo mani-pofona sy ny vatosoa.


ka hoy i Mosesy hoe: –Izany indrindra no nandidian’ny TOMPO anareo. Rahampitso dia sabata, andro fitsaharana voatokana ho an’ny TOMPO; koa andrahoy izay tokony handrahoina, ary ampangotrahy izay tokony hampangotrahina, fa ny ambiny kosa dia tehirizo ho tra-maraina.


Nataon’ny Israelita hoe mana ny anaran’izany sakafo izany. Mitovy amin’ny voarafy izy sady fotsy, ary tahaka ny mofo misy tantely ny tsirony.


Amin’ny alina no nilatsaka teo amin’ny toby miaraka amin’ando izy. Amin’ny maraina kosa dia miparitaka manangona azy ny olona; totoina amin’ny vatobe fikosehana na amin’ny laona izany, dia ahandroina amin’ny vilany na atao mofo. Mitovy amin’ny an’ny mofomamy misy menaka ny tsirony.


«Izay manan-tsofina, aoka hihaino izay lazain’ny Fanahy Masina amin’ireo Fiangonana. «Izay maharesy dia homeko mana miafina sady homeko vato fotsy; ary eo amin’io vato io dia misy anaram-baovao voasoratra, izay tsy fantatr’olona afa-tsy izay mandray azy ihany.»


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra