Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Nomery 11:6 - DIEM PROTESTANTA

6 Izao anefa maina ny tenda; tsy misy na inona na inona mba hitanay afa-tsy ny mana ihany!»

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

6 Izao anefa dia maina ny tendanay: Tsy misy na inona na inona hitanay afa-tsy ny mana ihany.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

6 Izao anefa maina ny tenda; tsy misy na inona na inona mba hitanay afa-tsy ny mana ihany!»

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

6 Izao kosa maina ny aina; tsy misy na inona na inona intsony; tsy mahita afa-tsy ny mana ny masonay.»

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

6 Fa izao dia maina ny ainay: tsy misy na inona na inona eto imasonay afa-tsy ny mana ihany.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

6 Fa izao dia maina ny ainay: tsy misy na inona na inona eto imasonay afa-tsy ny mana ihany.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

6 Izao anefa dia maina ny tendanay: Tsy misy na inona na inona hitanay afa-tsy ny mana ihany.

Jereo ny toko dika mitovy




Nomery 11:6
3 Rohy Ifampitohizana  

Ka hoy izy tamin’i Amnôna: –Fa nahoana no maloka endrika isan’andro toy izao ianao, ry zanaky ny mpanjaka? Tsy tianao lazaina amiko ve izany? Dia hoy i Amnôna taminy: –Tiako i Tamara anabavin’i Absalôma rahalahiko.


Nefa hatramin’izay tsy nanoloranay fanatitra zava-manitra mifangaro sy divay ho an’ny mpanjakavavin’ny lanitra izay, dia tsy manana na inona na inona intsony izahay sady matin’ny ady sy ny mosary.


Koa nanomboka nanakiana an’Andriamanitra sy i Mosesy ny olona nanao hoe: –Nahoana no nentinareo niala tany Ejipta mba ho faty atỳ an-taniefitra izahay? Atỳ anefa tsy misy na mofo na rano, ary efa leon’itony mofomofo ratsy na hoe mana itony izahay.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra