Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Nomery 10:17 - DIEM PROTESTANTA

17 Nahorona ny Fonena-masina, dia niainga nitondra azy ny taranak’i Gersôna sy ny taranak’i Merarỳ.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

17 Dia nahorona ny tabernakely ka niainga ny taranak’i Gersona sy ny taranak’i Merary, nitondra ny tabernakely.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

17 Nahorona ny Fonena-masina, dia niainga nitondra azy ny taranak’i Gersôna sy ny taranak’i Merarỳ.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

17 Dia nahorona ny Fonenana ka niainga nitondra ny Fonenana ny zanak’i Gersôna sy ny zanak’i Merarỳ.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

17 Dia nahorona ny tabernakely, ka niainga ny taranak’i Gersona sy ny taranak’i Merary, nitondra ny tabernakely.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

17 Dia nahorona ny tabernakely, ka niainga ny taranak'i Gersona sy ny taranak'i Merary, nitondra ny tabernakely.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

17 Dia nahorona ny tabernakely* ka niainga ny taranak’i Gersona sy ny taranak’i Merary, nitondra ny tabernakely.

Jereo ny toko dika mitovy




Nomery 10:17
11 Rohy Ifampitohizana  

Ireo rehetra ireo no taranak’i Levỳ, izay samy lohany teo amin’ny fianakaviany avy, araka ny nanisana azy sy nanoratana anarana azy tsirairay: nanao ny asa fanompoana tao an-tranon’ny TOMPO ireo, nanomboka hatreo amin’ny roapolo taona no ho miakatra.


Rehefa hiainga kosa ny Fonena-masina, dia ny Levita no hangorona azy; ary rehefa hijanona ny Fonena-masina, dia ny Levita no hanangana azy. Fa izay olon-kafa mitady hanatona eo dia hatao maty.


ary ny an’ny fokon’i Zebolòna dia notarihin’i Eliaba, zanakalahin’i Helôna.


Ny niainga manaraka dia ny Kehatita nitondra ny fitaovana masina; ny levita sasany dia nanangana ny tranolay mandra-pahatongan’izy ireo.


Aoka àry isika hahay misaotra an’Andriamanitra noho isika mandray Fanjakana tsy azo hozongozonina. Izany fahaiza-misaotra Azy izany dia aoka hasehontsika amin’ny fanompoana sitrak’Andriamanitra, fanompoana ombàm-panajana sy fahatahorana;


Fa tonga kosa i Kristy ho Mpisorombe ny amin’ny zava-tsoa efa tanteraka ankehitriny. I Kristy dia namakivaky tranolay lehibe lavitra sady tsara lavitra, izay tsy nataon’olombelona ka tsy mba isan’izao zavaboaary izao.


Eny, fantatro fa ho avy faingana ny fanesorana ahy amin’ity fiaina-mandalo ity, araka ny efa nasehon’i Jesoa Kristy Tompontsika tamiko.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra