Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Nomery 10:18 - DIEM PROTESTANTA

18 Ny fanevan’i Reobena mbamin’ny antokon-tafiny no nanainga nanaraka ireo: ny tafiky ny taranak’i Reobena dia notarihin’i Elitsora, zanakalahin’i Sedeora;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

18 Niainga indray ny fanevan’ny tobin’i Robena araka ny antokony; ny mpifehy ny antokony dia i Elizora, zanak’i Sedeora.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

18 Ny fanevan’i Reobena mbamin’ny antokon-tafiny no nanainga nanaraka ireo: ny tafiky ny taranak’i Reobena dia notarihin’i Elitsora, zanakalahin’i Sedeora;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

18 Dia niainga ny fanevan’ny tobin-dRobena araka ny antokony avy, ary ny antokony dia nofehezin’i Elisora, zanak’i Sedeora;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

18 Dia niainga ny fanevan’ny tobin’i Robena araka ny antokony; ary Elizora, zanak’i Sedeora, no mpifehy ny antokony.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

18 Dia niainga ny fanevan'ny tobin'i Robena araka ny antokony; ary Elizora, zanak'i Sedeora, no mpifehy ny antokony.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

18 Niainga indray ny fanevan’ny tobin’i Robena araka ny antokony; ny mpifehy ny antokony dia i Elizora, zanak’i Sedeora.

Jereo ny toko dika mitovy




Nomery 10:18
6 Rohy Ifampitohizana  

Ireto avy ny anaran’ireo lehilahy hanampy anareo: i Elitsora zanak’i Sedeòra no avy amin’ny fokon’i Reobena;


ny an’ny fokon’i Simehôna dia notarihin’i Selomiela, zanakalahin’i Tsorisaday;


Raha miverina fanindroany ny fitsofana trômpetra arahina hoby, dia izay nitoby teo atsimo no hiainga. Fitsofana trômpetra arahin-koby no mariky ny fiaingana.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra