Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Nomery 10:16 - DIEM PROTESTANTA

16 ary ny an’ny fokon’i Zebolòna dia notarihin’i Eliaba, zanakalahin’i Helôna.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

16 Ny mpifehy ny antokon’ny taranak’i Zebolona dia i Eliaba, zanak’i Helona.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

16 ary ny an’ny fokon’i Zebolòna dia notarihin’i Eliaba, zanakalahin’i Helôna.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

16 ary ny antokon’ny fokon’ny zanak’i Zabolôna, dia nofehezin’i Eliaba, zanak’i Helona.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

16 Ary Eliaba, zanak’i Helona, no mpifehy ny antokon’ny firenena taranak’i Zebolona.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

16 Ary Eliaba, zanak'i Helona, no mpifehy ny antokon'ny firenena taranak'i Zebolona.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

16 Ny mpifehy ny antokon’ny taranak’i Zebolona dia i Eliaba, zanak’i Helona.

Jereo ny toko dika mitovy




Nomery 10:16
4 Rohy Ifampitohizana  

I Eliaba zanak’i Helôna no avy amin’ny fokon’i Zebolòna;


ny an’ny fokon’i Jisakara dia notarihin’i Natanaela, zanakalahin’i Tsohara;


Nahorona ny Fonena-masina, dia niainga nitondra azy ny taranak’i Gersôna sy ny taranak’i Merarỳ.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra