Nomery 10:15 - DIEM PROTESTANTA15 ny an’ny fokon’i Jisakara dia notarihin’i Natanaela, zanakalahin’i Tsohara; Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201115 Ny mpifehy ny antokon’ny taranak’Isakara dia i Netanela, zanak’i Zoara. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara15 ny an’ny fokon’i Jisakara dia notarihin’i Natanaela, zanakalahin’i Tsohara; Jereo ny tokoBaiboly Katolika15 Ny antokon’ny fokon’ny zanak’i Isakara, dia nofehezin’i Natanaely zanak’i Soara; Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy15 Ary Netanela, zanak’i Zoara, no mpifehy ny antokon’ny firenena taranak’Isakara. Jereo ny tokoMalagasy Bible15 Ary Netanela, zanak'i Zoara, no mpifehy ny antokon'ny firenena taranak'Isakara. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache15 Ny mpifehy ny antokon’ny taranak’Isakara dia i Netanela, zanak’i Zoara. Jereo ny toko |