Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Nomery 1:45 - DIEM PROTESTANTA

45 Ka ny lehilahy israelita voaisa, feno roapolo taona no ho miakatra ka mahatam-piadiana,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

45 Ary izay rehetra voaisa avy tamin’ny Zanak’Israely araka ny fianakaviany, hatramin’ny roapolo taona no ho miakatra, dia izay rehetra azo alefa hanafika avy amin’ny Israely,

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

45 Ka ny lehilahy israelita voaisa, feno roapolo taona no ho miakatra ka mahatam-piadiana,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

45 Ny zanak’i Israely rehetra izay nisaina araka ny fokom-pianakaviany avy, hatramin’ny roapolo taona no ho miakatra, ny lehilahy rehetra amin’i Israely izay mahatàm-piadiana,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

45 Ary izay rehetra avy tamin’ny Zanak’Isiraely araka ny fianakaviany, hatramin’ny roa-polo taona no ho miakatra, dia izay rehetra azo nalefa hanafika avy amin’ny Isiraely,–

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

45 Ary izay rehetra avy tamin'ny Zanak'Isiraely araka ny fianakaviany, hatramin'ny roa-polo taona no ho miakatra, dia izay rehetra azo nalefa hanafika avy amin'ny Isiraely,

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

45 Ary izay rehetra voaisa avy tamin’ny Zanak’Israely araka ny fianakaviany, hatramin’ny roapolo taona no ho miakatra, dia izay rehetra azo alefa hanafika avy amin’ny Israely,

Jereo ny toko dika mitovy




Nomery 1:45
3 Rohy Ifampitohizana  

Ireo no vokatry ny fanisam-bahoaka izay nataon’i Mosesy sy i Aharôna ary izy roambinifolo lahy filoham-pianakaviana solotenan’ny fokony avy.


dia 603 550 no fitambarany.


Ho faty ka hiampatrampatra amin’ity taniefitra ity ianareo. Ianareo rehetra izay nanaovana fanisana, dia ny roapolo taona no ho miakatra fahizany, no ho faty satria efa nimonomonona tamiko.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra