Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Nomery 1:44 - DIEM PROTESTANTA

44 Ireo no vokatry ny fanisam-bahoaka izay nataon’i Mosesy sy i Aharôna ary izy roambinifolo lahy filoham-pianakaviana solotenan’ny fokony avy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

44 Ireo no voaisan’i Mosesy sy i Arona ary ireo mpifehy roa amby folo lahy tamin’ny Israely, izay samy lohan’ny fianakaviany avy.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

44 Ireo no vokatry ny fanisam-bahoaka izay nataon’i Mosesy sy i Aharôna ary izy roambinifolo lahy filoham-pianakaviana solotenan’ny fokony avy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

44 Ireo no voaisa nisain’i Môizy sy i Aarôna, mbamin’izy 12 lahy, filohany amin’i Israely, lehilahy iray avy isam-pokony.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

44 Ireo no voalamin’i Mosesy sy Arona ary ny roa ambin’ny folo lahy lehibe amin’ny Isiraely, izay samy lohan’ny fianakaviany avy.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

44 Ireo no voalamin'i Mosesy sy Arona ary ny roa ambin'ny folo lahy lehibe amin'ny Isiraely, izay samy lohan'ny fianakaviany avy.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

44 Ireo no voaisan’i Mosesy sy i Arona ary ireo mpifehy roa amby folo lahy tamin’ny Israely, izay samy lohan’ny fianakaviany avy.

Jereo ny toko dika mitovy




Nomery 1:44
5 Rohy Ifampitohizana  

Ary natolotr’i Jôaba ny mpanjaka ny tarehimarika vokatry ny fanisam-bahoaka: i Israely dia nisy 800 000 ny lehilahy matanjaka mahatam-piadiana, ary i Joda dia nisy 500 000.


Ka ny lehilahy israelita voaisa, feno roapolo taona no ho miakatra ka mahatam-piadiana,


Tamin’izy ireo dia tsy nahitana na iray aza tamin’izay efa voaisan’i Mosesy sy i Aharôna mpisorona tamin’ny fanisàm-bahoaka natao tamin’ny Israelita tany an-taniefitr’i Sinay,


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra