Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Nehemia 7:62 - DIEM PROTESTANTA

62 dia ny taranak’i Delaià sy i Tôbià ary i Nekôda; miisa 642 ireo lehilahy ireo.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

62 Ny taranak’i Delaia, ny taranak’i Tobia, ny taranak’i Nekoda: Roa amby efapolo sy eninjato.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

62 dia ny taranak’i Delaià sy i Tôbià ary i Nekôda; miisa 642 ireo lehilahy ireo.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

62 ny taranak’i Dalaisa, ny taranak’i Tobia, ny taranak’i Nekôdà, 642.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

62 ny taranak’i Delaia, ny taranak’i Tobia, ny taranak’i Nekoda, roa amby efa-polo amby enin-jato.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

62 ny taranak'i Delaia, ny taranak'i Tobia, ny taranak'i Nekoda, roa amby efa-polo amby enin-jato.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

62 Ny taranak’i Delaia, ny taranak’i Tobia, ny taranak’i Nekoda: Roa amby efapolo sy eninjato.

Jereo ny toko dika mitovy




Nehemia 7:62
3 Rohy Ifampitohizana  

dia ny taranak’i Delaià sy i Tôbià ary i Nekôdà; miisa 652 ireo lehilahy ireo.


«Ireo lehilahy mpiala sesitany niainga avy tany Tela-Mela sy Tela-Harsà na niainga avy tany Keroba-Adôna sy Imera, saingy tsy nahalaza ny maha Israelita ny fianakaviany sy ny firazanany,


«Nisy tamin’ireo mpisorona koa niharan’izany tarehin-javatra izany, dia ny taranak’i Hôbaià sy i Hakôtsa ary i Barzilay; (nantsoina araka izany anarana izany i Barzilay noho izy nanambady ny zanakavavin’i Barzilay izay avy any Gilehada).


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra