Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Nehemia 3:18 - DIEM PROTESTANTA

18 Nanarakaraka azy dia namboatra koa ny levita namany notarihin’i Binoy zanakalahin’i Henadada sady komandin’ny antsasaky ny faritr’i Kehilà;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

18 Teo anilan’io dia nanamboatra koa ireo rahalahiny, dia i Bavay, zanak’i Henadada, komandin’ny antsasaky ny faritr’i Keila.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

18 Nanarakaraka azy dia namboatra koa ny levita namany notarihin’i Binoy zanakalahin’i Henadada sady komandin’ny antsasaky ny faritr’i Kehilà;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

18 Nanamboatra nanarakaraka azy, ireo rahalahiny tarik’i Bavaì zanak’i Henadada, lehiben’ny antsasaky ny faritanin’i Keilà.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

18 Manarakaraka io dia namboatra koa ireo rahalahiny, dia Bavay, zanak’i Henadada, komandin’ny antsasaky ny fehin’i Keila.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

18 Manarakaraka io dia namboatra koa ireo rahalahiny, dia Bavay, zanak'i Henadada, komandin'ny antsasaky ny fehin'i Keila.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

18 Teo anilan’io dia nanamboatra koa ireo rahalahiny, dia i Bavay, zanak’i Henadada, komandin’ny antsasaky ny faritr’i Keila.

Jereo ny toko dika mitovy




Nehemia 3:18
4 Rohy Ifampitohizana  

i Mahazià sy i Bilgay ary i Semahià.


Nanarakaraka an’i Nehemià, dia namboatra koa ny levita notarihin’i Rehoma zanakalahin’i Banỳ; ary teo an-kilan’ireo i Hasabià, komandin’ny antsasaky ny faritr’i Kehilà, dia namboatra ny manda ho an’ny faritra feheziny.


ary teo an-kilan’ireo, i Hezera, zanakalahin’i Jesoa sady komandin’i Mitsepà, dia namboatra laniny hafa amin’ny manda, tandrifin’ny fiakarana ho any amin’ny fitehirizam-piadiana eo amin’ny zoro.


Indray andro dia nisy nampandre an’i Davida fa notafihin’ny Filistinina ny tanànan’i Kehilà ka norobainy izay teo am-pamoloana sy tany an-tsompitra.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra