Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Nehemia 12:38 - DIEM PROTESTANTA

38 Ny antoko-mpihira faharoa kosa dia nandeha tamin’ny ilany ankavia; ka ny tenako sy ny antsasak’ireo mpanapaka an’i Joda no nanaraka azy teny ambonin’ny manda. Nandalo teo akaikin’ny Tilikambon’ny Fatana izahay, dia nandroso hatreny amin’ny manda malalaka;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

38 Ny antoko mpihira andiany faharoa kosa dia nandeha nifanandrify taminy sady narahiko niaraka tamin’ny antsasaky ny olona teo ambonin’ny manda hatreo ambonin’ny tilikambo fiambenana misy ny fatana fandoroana ka hatreo amin’ny manda lehibe,

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

38 Ny antoko-mpihira faharoa kosa dia nandeha tamin’ny ilany ankavia; ka ny tenako sy ny antsasak’ireo mpanapaka an’i Joda no nanaraka azy teny ambonin’ny manda. Nandalo teo akaikin’ny Tilikambon’ny Fatana izahay, dia nandroso hatreny amin’ny manda malalaka;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

38 dia avy teo ambony vavahadin’i Efraima, teo amin’ny vavahady Goga, teo am-bavahadin’ny Hazandrano, teo amin’ny tilikambon’i Hananeela, sy ny tilikambon’i Meà, hatreo amin’ny vavahadin’ny Ondry; ary teo amin’ny vavahadin’ny Tranomaizina no nijanona.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

38 Ary ny mpanao fiderana irai-dia kosa dia nandeha nifanandrify taminy sady narahiko sy ny antsasaky ny olona teo ambonin’ny mànda hatreo ambonin’ny tilikambo misy ny fatana fandoroana ka hatramin’ny mànda lehibe,

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

38 Ary ny mpanao fiderana irai-dia kosa dia nandeha nifanandrify taminy sady narahiko sy ny antsasaky ny olona teo ambonin'ny manda hatreo ambonin'ny tilikambo misy ny fatana fandoroana ka hatramin'ny manda lehibe,

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

38 Ny antoko mpihira andiany faharoa kosa dia nandeha nifanandrify taminy sady narahiko niaraka tamin’ny antsasaky ny olona teo ambonin’ny manda hatreo ambonin’ny tilikambo fiambenana misy ny fatana fandoroana ka hatreo amin’ny manda lehibe,

Jereo ny toko dika mitovy




Nehemia 12:38
3 Rohy Ifampitohizana  

Dia nasaiko niakatra eo ambonin’ny manda ireo mpanapaka an’i Joda; ny mpihira kosa nozaraiko ho antokony roa lehibe mitandahatra tsara. Ny antoko mpihira voalohany dia niroso teny ambonin’ny manda, tamin’ny ilany ankavanana mankeny amin’ny Vavahadin’ny Fanariam-pako;


Ny laniny hafa amin’ny manda misy ny tilikambon’ny Fatana kosa dia namboarin’i Malkià, zanakalahin’i Harima, sy i Hasoba zanakalahin’i Pahata-Môaba.


Teo an-kilan’ireo no namboatra koa i Hoziela, zanakalahin’i Harahaià sady isan’ny mpanefy volamena, ary nanarakaraka azy i Hananià isan’ny mpanao zava-manitra: tafapaka amin’ny manda malalaka ny asa nanamafisan’izy roa lahy an’i Jerosalema.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra