Nehemia 12:37 - DIEM PROTESTANTA37 Nony tonga teo amin’ny Vavahadin’ny Loharano ry zareo, dia niatrika ny ambaratongan’ny Tanànan’i Davida; teo amin’ny manda ihany no niakatra izany izy ka nanjary lasa ambonin’ny tranon’i Davida, ary tafapaka hatreny amin’ny Vavahadin-drano eo atsinanana. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201137 Nizotra hatreo amin’ny vavahadin-doharano izy ka niakatra tamin’ny tohatra nihazo ny Tanànan’i Davida, teo amin’ny fiakarana amin’ny manda eo ambonin’ny tranon’i Davida ka hatreo amin’ny vavahadin-drano eo atsinanana. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara37 Nony tonga teo amin’ny Vavahadin’ny Loharano ry zareo, dia niatrika ny ambaratongan’ny Tanànan’i Davida; teo amin’ny manda ihany no niakatra izany izy ka nanjary lasa ambonin’ny tranon’i Davida, ary tafapaka hatreny amin’ny Vavahadin-drano eo atsinanana. Jereo ny tokoBaiboly Katolika37 Ny antoko-mpihira faharoa kosa, nandeha tamin’ny ilany iray, ka izaho sy ny antsasaky ny vahoaka no teo aorian’io, teny ambony manda. Avy eo amin’ny tilikambon’ny fatana fandoroana, dia nandroso hatreo amin’ny manda malalaka, Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy37 Ary hatreo amin’ny vavahadin-doharano dia nizotra izy ka niakatra tamin’ny ambaratongan’ny Tanànan’i Davida, tamin’ny fiakarana amin’ny mànda eo ambonin’ny tranon’i Davida ka hatramin’ny vavahadin-drano eo atsinanana. Jereo ny tokoMalagasy Bible37 Ary hatreo amin'ny vavahadin-doharano dia nizotra izy ka niakatra tamin'ny ambaratongan'ny Tanànan'i Davida, tamin'ny fiakarana amin'ny manda eo ambonin'ny tranon'i Davida ka hatramin'ny vavahadin-drano eo atsinanana. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache37 Nizotra hatreo amin’ny vavahadin-doharano izy ka niakatra tamin’ny tohatra nihazo ny Tanànan’i Davida, teo amin’ny fiakarana amin’ny manda eo ambonin’ny tranon’i Davida ka hatreo amin’ny vavahadin-drano eo atsinanana. Jereo ny toko |
Dia nivory toy ny olona iray ihany; teo amin’ny kianja anoloan’ny Vavahadin’ny Rano no nivoriany tamin’ny andro voalohan’io volana io. Nasain’ny vahoaka nalain’i Hezrà mpahay Lalàna ny bokin’ny Lalàn’i Mosesy, izay nandidian’ny TOMPO an’ireo Israelita. Dia nentin’i Hezrà mpisorona izany ho eo anatrehan’ny Fiangonana izay nahitana ny lehilahy sy ny vehivavy ary ny zaza rehetra efa mahahaino.