Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Nehemia 12:11 - DIEM PROTESTANTA

11 i Jôiadà no ray niteraka an’i Jôhanàna; ary i Jôhanàna no ray niteraka an’i Jadoa.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

11 i Joiada dia niteraka an’i Jonatana; ary i Jonatana dia niteraka an’i Jadoa.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

11 i Jôiadà no ray niteraka an’i Jôhanàna; ary i Jôhanàna no ray niteraka an’i Jadoa.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

11 i Joiadà niteraka an’i Jonatàna, ary i Jonatàna niteraka an’i Jedoà.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

11 ary Joiada niteraka an’i Jonatana; ary Jonatana niteraka an’i Jadoa.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

11 ary Joiada niteraka an'i Jonatana; ary Jonatana niteraka an'i Jadoa.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

11 i Joiada dia niteraka an’i Jonatana; ary i Jonatana dia niteraka an’i Jadoa.

Jereo ny toko dika mitovy




Nehemia 12:11
3 Rohy Ifampitohizana  

I Jesoa no ray niteraka an’i Jôiakima; i Jôiakima no ray niteraka an’i Eliasiba; i Eliasiba no ray niteraka an’i Jôiadà;


Tamin’ny andro naha mpisorombe an’i Jôiakima, dia ireto avy ny mpisorona loham-pianakaviana: i Meraià ho an’ny fianakavian’i Seraià; i Hananià ho an’ny fianakavian’i Jeremià;


Tamin’ny andro naha mpisorombe an’i Eliasiba sy i Jôiadà ary i Jôhanàna sy i Jadoa, dia natao an-tsoratra ny levita izay loham-pianakaviana; ary toy izany koa ny mpisorona, ka nitohy hatramin’ny nanjakàn’i Dariôsa amperôran’i Persia izany.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra