Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Mpitsara 9:55 - DIEM PROTESTANTA

55 Ary rehefa hitan’ny vatan-dehilahy israelita fa maty i Abimelèka, dia samy nody any amin’ny fonenany avy izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

55 Rehefa hitan’ny lehilahin’ny Israely fa maty i Abimeleka dia samy lasa nandeha ho any amin’ny fonenany avy izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

55 Ary rehefa hitan’ny vatan-dehilahy israelita fa maty i Abimelèka, dia samy nody any amin’ny fonenany avy izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

55 Nony hitan’ny lehilahy amin’i Israely fa maty i Abimeleka, dia samy nody ho any an-tranony avy izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

55 Ary rehefa hitan’ny lehilahy amin’ ny Isiraely fa maty Abimeleka, dia samy lasa nandeha ho any amin’ny fonenany avy izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

55 Ary rehefa hitan'ny lehilahy amin'ny Isiraely fa maty Abimeleka, dia samy lasa nandeha ho any amin'ny fonenany avy izy.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

55 Rehefa hitan’ny lehilahin’ny Israely fa maty i Abimeleka dia samy lasa nandeha ho any amin’ny fonenany avy izy.

Jereo ny toko dika mitovy




Mpitsara 9:55
6 Rohy Ifampitohizana  

Notsofin’i Jôaba ny anjomara, dia natsahatr’ireo miaramilan’i Davida ny fanenjehana ny Israelita satria efa nanakana azy i Jôaba.


Roahy ny mpaniratsira fa hitsahatra ny fifandirana, ary hifarana koa na ny ady na ny fanalam-baràka.


Dia nantsoin’i Abimelèka faingana ilay tovolahy mpitondra ny fiadiany ary nodidiany hoe: –Raiso ny sabatrao ka vonoy aho, fandrao holazain’ny olona hoe vehivavy no nahafaty ahy. Dia notrobaran’ilay tovolahy tamin’ny sabatra i Abimelèka ka maty.


Toy izany no namalian’Andriamanitra an’i Abimelèka noho ny ratsy nataony tamin’ny rainy fony izy namono nahafaty ireo rahalahiny fitopolo.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra