Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Mpitsara 9:52 - DIEM PROTESTANTA

52 Ary tonga hatrany amin’ny tilikambo i Abimelèka mba hamely izany; dia nanatona teo am-baravarana izy mba handoro ilay tilikambo.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

52 Tonga teo amin’ilay manda avo i Abimeleka ka namely azy, ary nanatona ny varavaran’ny manda avo izy mba handoro azy amin’ny afo.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

52 Ary tonga hatrany amin’ny tilikambo i Abimelèka mba hamely izany; dia nanatona teo am-baravarana izy mba handoro ilay tilikambo.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

52 Nandroso teo amin’ny tilikambo i Abimeleka, dia namely azy, sy nanatona ny varavaran’ny tilikambo mba handoro azy amin’ny afo.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

52 Ary Abimeleka nankany amin’ny tilikambo ka namely azy, dia nanatona ny varavaran’ny tilikambo izy handoro azy amin’ny afo.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

52 Ary Abimeleka nankany amin'ny tilikambo ka namely azy, dia nanatona ny varavaran'ny tilikambo izy handoro azy amin'ny afo.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

52 Tonga teo amin’ilay manda avo i Abimeleka ka namely azy, ary nanatona ny varavaran’ny manda avo izy mba handoro azy amin’ny afo.

Jereo ny toko dika mitovy




Mpitsara 9:52
5 Rohy Ifampitohizana  

Ary hoy ihany i Jôasy: «Satria efa resinao ny Edômita, ka dia nirehareha ny fonao; aoka hahafa-po anao izany voninahitra izany ka mitoera ao an-tranonao ihany! Fa nahoana ianao no mitady loza izay hahavoa ny tenanao sy ny tafik’i Joda manontolo?»


Tamin’izay no niala tao Tiritsà i Menahema ka nanafika ny tanànan’i Tifsa, ary nandringana ny mponina tao sy nandrava ny faritaniny manontolo. Rehefa misy tanàna tsy amohana vavahady an’i Menahema, dia tafihiny; ary tatahany koa ny kibon’ny vehivavy bevohòka rehetra ao.


Nisy tilikambo fiambenana mafy tao afovoan-tanàna, koa nandeha nialoka tao avokoa ny mponina rehetra na lahy na vavy mbamin’ireo lehiben’ny tanàna: nohidiany ny varavarana ary niakatra teny an-tampon-trano izy rehetra.


Kanjo nisy vehivavy iray nanjera vato lehibe iray teo an-dohany ka nahavaky ny karandohany.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra