Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Mpitsara 9:47 - DIEM PROTESTANTA

47 Ary nisy nampandre an’i Abimelèka fa tafangona miafina ao ny mponina rehetra tao Migdala-Sekema.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

47 Ary nisy nilaza tamin’i Abimeleka fa tafangona tao Migdala-Sekema ireo lehibe rehetra.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

47 Ary nisy nampandre an’i Abimelèka fa tafangona miafina ao ny mponina rehetra tao Migdala-Sekema.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

47 Fa i Abimeleka kosa, nony nampandrenesina fa hoe, ny mponina rehetra tamin’ny tilikambon’i Sikema, dia tafavory tao avokoa,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

47 Ary nolazaina tamin’i Abimeleka fa tafangona tao amin’ny tilikambo tao Sekema ny olona rehetra.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

47 Ary nolazaina tamin'i Abimeleka fa tafangona tao amin'ny tilikambo tao Sekema ny olona rehetra.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

47 Ary nisy nilaza tamin’i Abimeleka fa tafangona tao Migdala-Sekema ireo lehibe rehetra.

Jereo ny toko dika mitovy




Mpitsara 9:47
2 Rohy Ifampitohizana  

Ary rehefa ren’ny mponina rehetra tao Migdala-Sekema izany, dia niditra tao amin’ny efitrano fierena tao ambanin’ny tempolin’i Bahala-Berita izy.


Dia niakatra nankany an-tendrombohitra Tsalmôna i Abimelèka sy ny tafika manontolo nomba azy. Ary naka famaky izy, dia nikapa sampan-kazo ka nobetainy izany ary napetrany teo an-tsorony; dia nasainy nanao tahaka izany haingana koa ny tafiny.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra