43 Dia nalain’i Abimelèka ny tafiny ka nozarainy ho antokony telo, dia niafina tany an-tsaha izy. Ary rehefa hitany fa indreny ny olona nivoaka avy tao Sekema, dia nipoitra hamely azy izy.
43 Dia naka ny olony izy ka nizara azy ho telo toko ary nanao vela-pandrika tany an-tsaha. Rehefa hitany fa indreo, nivoaka avy tao an-tanàna ny olona, dia nitsangana hiady aminy izy ka namely azy.
43 Dia nalain’i Abimelèka ny tafiny ka nozarainy ho antokony telo, dia niafina tany an-tsaha izy. Ary rehefa hitany fa indreny ny olona nivoaka avy tao Sekema, dia nipoitra hamely azy izy.
43 dia naka ny miaramilany, sy nizara azy ho antokony telo, ary nanao otrika tany an-tsaha. Vao nahita ny vahoaka nivoaka ny tanàna izy, dia nitsangana hamely azy, ka nandresy azy.
43 Dia naka ny vahoaka izy ka nizara azy ho telo toko ary nanotrika tany an-tsaha; dia nijery izy, ka, indreo, ny olona nivoaka avy tao an-tanàna; dia nitsangana hiady aminy izy ka namely azy.
43 Dia naka ny vahoaka izy ka nizara azy ho telo toko ary nanotrika tany an-tsaha; dia nijery izy, ka, indreo, ny olona nivoaka avy tao an-tanàna; dia nitsangana hiady aminy izy ka namely azy.
43 Dia naka ny olony izy ka nizara azy ho telo toko ary nanao vela-pandrika tany an-tsaha. Rehefa hitany fa indreo, nivoaka avy tao an-tanàna ny olona, dia nitsangana hiady aminy izy ka namely azy.
Nasain’i Davida hiainga ny tafiny; ka ny ampahatelony nofehezin’i Jôaba, ny ampahatelony hafa nofehezin’i Abisay zanakalahin’i Tseroià sady rahalahin’i Jôaba, ary ny ampahatelo farany nofehezin’i Itàhy izay avy any Gata. Dia hoy ny mpanjaka tamin’ireto miaramila: «Izaho koa dia handeha hiaraka aminareo».
Ary i Abimelèka sy ny antokony niaraka taminy dia niroatra naka toerana teo ambavahadin’ny tanàna, fa ireo antokony roa hafa kosa niroatra tamin’ireo olona tany an-tsaha ka nandringana azy.
Ny ampitso dia nozarain’i Saoly ho antoko telo ny tafiny izay niditra tao amin’ny tobin’ny fahavalo talohan’ny madiva haraina ary namely ny Hamônita hatramin’ny mitataovovonana. Ny sisa tsy maty dia niparitaka tsy afa niara-droa akory.