Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Mpitsara 9:42 - DIEM PROTESTANTA

42 Ny ampitson’iny, dia niomana ho any an-tsaha ny mponina tao Sekema, ka nampandrenesina izany i Abimelèka.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

42 Nony ampitson’iny dia nivoaka ny tanàna ho any an-tsaha ny olona ary nisy nanambara izany tamin’i Abimeleka.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

42 Ny ampitson’iny, dia niomana ho any an-tsaha ny mponina tao Sekema, ka nampandrenesina izany i Abimelèka.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

42 Nony ampitso, nivoaka nankany an-tsaha ny vahoaka. Nandre izany i Abimeleka,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

42 Ary nony ampitson’iny dia nivoaka ho any an-tsaha ny olona; ary nolazaina tamin’i Abimeleka izany,

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

42 Ary nony ampitson'iny dia nivoaka ho ratsy any an-tsaha ny olona; ary nolazaina tamin'i Abimeleka izany,

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

42 Nony ampitson’iny dia nivoaka ny tanàna ho any an-tsaha ny olona ary nisy nanambara izany tamin’i Abimeleka.

Jereo ny toko dika mitovy




Mpitsara 9:42
2 Rohy Ifampitohizana  

Ary i Abimelèka dia nandeha nipetraka tao Aromà; fa i Zebola kosa nandroaka an’i Gahala sy ny rahalahiny tao Sekema mba tsy honina ao intsony.


Dia nalain’i Abimelèka ny tafiny ka nozarainy ho antokony telo, dia niafina tany an-tsaha izy. Ary rehefa hitany fa indreny ny olona nivoaka avy tao Sekema, dia nipoitra hamely azy izy.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra