Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Mpitsara 9:39 - DIEM PROTESTANTA

39 Dia nivoaka ny tanàna i Gahala nitarika ny mponin’i Sekema, ka niady tamin’i Abimelèka.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

39 Dia niainga i Gala ka nitarika ny mponina tao Sekema ary niady tamin’i Abimeleka.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

39 Dia nivoaka ny tanàna i Gahala nitarika ny mponin’i Sekema, ka niady tamin’i Abimelèka.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

39 Dia nivoaka nitarika ny olona tao Sikema i Gaala, ka niady tamin’i Abimeleka.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

39 Dia nivoaka teo anoloan’ny mponina tao Sekema Gala ka niady tamin’i Abimeleka.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

39 Dia nivoaka teo anoloan'ny mponina tao Sekema Gala ka niady tamin'i Abimeleka.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

39 Dia niainga i Gala ka nitarika ny mponina tao Sekema ary niady tamin’i Abimeleka.

Jereo ny toko dika mitovy




Mpitsara 9:39
2 Rohy Ifampitohizana  

Dia namaly azy indray i Zebola hoe: –Aiza amin’izay ity vavanao nilaza taminay hoe: «Iza moa i Abimelèka no hotompointsika?» Ka tsy ireo ve ny tafika novingavingainao? Koa miaingà ianao ankehitriny hiady aminy!


Ary voatery nandositra izy fa nenjehin’i Abimelèka. Maro ireo maty niampatrampatra mandra-pahatongany teny am-bavahadin’ny tanàna.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra