Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Mpitsara 9:40 - DIEM PROTESTANTA

40 Ary voatery nandositra izy fa nenjehin’i Abimelèka. Maro ireo maty niampatrampatra mandra-pahatongany teny am-bavahadin’ny tanàna.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

40 Dia nanenjika azy i Abimeleka ka nandositra teo anoloany izy ary maro ny faty niampatrampatra hatreny anoloan’ny vavahady aza.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

40 Ary voatery nandositra izy fa nenjehin’i Abimelèka. Maro ireo maty niampatrampatra mandra-pahatongany teny am-bavahadin’ny tanàna.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

40 Kanjo nenjehin’i Abimeleka i Gaala ka vaky nandositra teo anoloany, ary maro ny olona maty novonoiny, hatrany anoloan’ny vavahady.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

40 Dia nanenjika azy Abimeleka, ary nandositra teo anoloany izy, ka maro ny faty niampatrampatra hatreny anoloan’ny vavahady aza.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

40 Dia nanenjika azy Abimeleka, ary nandositra teo anoloany izy, ka maro ny faty niampatrampatra hatreny anoloan'ny vavahady aza.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

40 Dia nanenjika azy i Abimeleka ka nandositra teo anoloany izy ary maro ny faty niampatrampatra hatreny anoloan’ny vavahady aza.

Jereo ny toko dika mitovy




Mpitsara 9:40
4 Rohy Ifampitohizana  

Izay sisa tsy maty dia nandositra nankany Afeka ary nisy antokony 27, nefa nianjeran’ny mandan’ny tanàna avokoa ireny. Fa afa-nandositra i Bena-Hadada ka niditra tao an-tanàna ary niery tao an’efitrano anatiny indrindra tamin’ny trano anankiray.


Dia nivoaka ny tanàna i Gahala nitarika ny mponin’i Sekema, ka niady tamin’i Abimelèka.


Ary i Abimelèka dia nandeha nipetraka tao Aromà; fa i Zebola kosa nandroaka an’i Gahala sy ny rahalahiny tao Sekema mba tsy honina ao intsony.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra