Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Mpitsara 9:31 - DIEM PROTESTANTA

31 Koa nandefa iraka miafina ho any amin’i Abimelèka izy hanao hoe: –Indro tonga eto Sekema i Gahala, zanakalahin’i Hebeda, sy ireo rahalahiny ka manainga ny eto an-tanàna hikomy aminao.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

31 Nandefa iraka mangingina ho any amin’i Abimeleka izy hilaza hoe: Indro, tonga ato Sekema i Gala, zanak’i Ebeda, sy ny rahalahiny; ary indro, manainga ny ato an-tanàna hikomy aminao izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

31 Koa nandefa iraka miafina ho any amin’i Abimelèka izy hanao hoe: –Indro tonga eto Sekema i Gahala, zanakalahin’i Hebeda, sy ireo rahalahiny ka manainga ny eto an-tanàna hikomy aminao.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

31 Nandefa iraka mangigìna tany amin’i Abimeleka izy, hilaza aminy hoe: «Indro i Gaala, zanak’i Obeda, tonga eto Sikema, miaraka amin’ny rahalahiny, ka mandrendrika ny tanàna hiodina aminao;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

31 Dia naniraka olona mangingina tany amin’i Abimeleka izy hanao hoe: Indro, Gala, zanak’i Ebeda, sy ny rahalahiny dia tonga ato Sekema; ary, indro, mandrendrika ny ato an-tanàna hiodina aminao izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

31 Dia naniraka olona mangingina tany amin'i Abimeleka izy hanao hoe: Indro, Gala, zanak'i Ebeda, sy ny rahalahiny dia tonga ato Sekema; ary, indro, mandrendrika ny ato an-tanàna hiodina aminao izy.

Jereo ny toko dika mitovy




Mpitsara 9:31
3 Rohy Ifampitohizana  

Indray andro dia tonga tao Sekema i Gahala zanakalahin’i Hebeda, sy ireo rahalahiny; ary nametraka fitokiana taminy ny mponin’i Sekema.


Ary nony ren’i Zebola governoran’ny tanàna ireo tenin’i Gahala zanakalahin’i Hebeda, dia tezitra izy.


Koa izao anio alina izao ihany dia miaingà ianao sy ny tafikao ka miafena any an-tsaha.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra