Mpitsara 9:31 - Baiboly Katolika31 Nandefa iraka mangigìna tany amin’i Abimeleka izy, hilaza aminy hoe: «Indro i Gaala, zanak’i Obeda, tonga eto Sikema, miaraka amin’ny rahalahiny, ka mandrendrika ny tanàna hiodina aminao; Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201131 Nandefa iraka mangingina ho any amin’i Abimeleka izy hilaza hoe: Indro, tonga ato Sekema i Gala, zanak’i Ebeda, sy ny rahalahiny; ary indro, manainga ny ato an-tanàna hikomy aminao izy. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA31 Koa nandefa iraka miafina ho any amin’i Abimelèka izy hanao hoe: –Indro tonga eto Sekema i Gahala, zanakalahin’i Hebeda, sy ireo rahalahiny ka manainga ny eto an-tanàna hikomy aminao. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara31 Koa nandefa iraka miafina ho any amin’i Abimelèka izy hanao hoe: –Indro tonga eto Sekema i Gahala, zanakalahin’i Hebeda, sy ireo rahalahiny ka manainga ny eto an-tanàna hikomy aminao. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy31 Dia naniraka olona mangingina tany amin’i Abimeleka izy hanao hoe: Indro, Gala, zanak’i Ebeda, sy ny rahalahiny dia tonga ato Sekema; ary, indro, mandrendrika ny ato an-tanàna hiodina aminao izy. Jereo ny tokoMalagasy Bible31 Dia naniraka olona mangingina tany amin'i Abimeleka izy hanao hoe: Indro, Gala, zanak'i Ebeda, sy ny rahalahiny dia tonga ato Sekema; ary, indro, mandrendrika ny ato an-tanàna hiodina aminao izy. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache31 Nandefa iraka mangingina ho any amin’i Abimeleka izy hilaza hoe: Indro, tonga ato Sekema i Gala, zanak’i Ebeda, sy ny rahalahiny; ary indro, manainga ny ato an-tanàna hikomy aminao izy. Jereo ny toko |