Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Mpitsara 9:30 - DIEM PROTESTANTA

30 Ary nony ren’i Zebola governoran’ny tanàna ireo tenin’i Gahala zanakalahin’i Hebeda, dia tezitra izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

30 Rehefa ren’i Zebola, governoran’ny tanàna, ny tenin’i Gala, zanak’i Ebeda, dia nirehitra ny fahatezerany.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

30 Ary nony ren’i Zebola governoran’ny tanàna ireo tenin’i Gahala zanakalahin’i Hebeda, dia tezitra izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

30 Nandre ny vavan’i Gaala, zanak’i Obeda, i Zebola, governoran’ny tanàna ka nirehitra ny fahatezerany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

30 Ary rehefa ren’i Zebola, komandin’ny tanàna, ny tenin’i Gala, zanak’i Ebeda, dia nirehitra ny fahatezerany.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

30 Ary rehefa ren'i Zebola, komandin'ny tanàna, ny tenin'i Gala, zanak'i Ebeda, dia nirehitra ny fahatezerany.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

30 Rehefa ren’i Zebola, governoran’ny tanàna, ny tenin’i Gala, zanak’i Ebeda, dia nirehitra ny fahatezerany.

Jereo ny toko dika mitovy




Mpitsara 9:30
4 Rohy Ifampitohizana  

Indray andro dia tonga tao Sekema i Gahala zanakalahin’i Hebeda, sy ireo rahalahiny; ary nametraka fitokiana taminy ny mponin’i Sekema.


Enga anie ka ho eo ambony fahefàko ny vahoaka sekemita, dia haongako i Abimelèka! Avy eo i Gahala dia nanao tamin’i Abimelèka hoe: –Hamaroy ny tafikao, ka mivoaha hiady amiko!


Koa nandefa iraka miafina ho any amin’i Abimelèka izy hanao hoe: –Indro tonga eto Sekema i Gahala, zanakalahin’i Hebeda, sy ireo rahalahiny ka manainga ny eto an-tanàna hikomy aminao.


Ary i Abimelèka dia nandeha nipetraka tao Aromà; fa i Zebola kosa nandroaka an’i Gahala sy ny rahalahiny tao Sekema mba tsy honina ao intsony.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra