Mpitsara 8:19 - DIEM PROTESTANTA19 Fa hoy i Gidehôna taminy: –Rahalahiko, zanakalahin’ny reniko mihitsy ireny. Velona ny TOMPO ka mianiana aho fa raha tsy novonoinareo ho faty ireny, dia tsy hovonoiko ho faty koa ianareo! Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201119 Hoy i Gideona: Rahalahiko, zanaky ny reniko, ireo. Raha velona koa NY TOMPO, tsy mba hovonoiko ianareo raha novelominareo ireo! Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara19 Fa hoy i Gidehôna taminy: –Rahalahiko, zanakalahin’ny reniko mihitsy ireny. Velona ny TOMPO ka mianiana aho fa raha tsy novonoinareo ho faty ireny, dia tsy hovonoiko ho faty koa ianareo! Jereo ny tokoBaiboly Katolika19 Ka hoy izy: «Ny rahalahiko, zanak’i neny indrindra izany. Velona i Iaveh! Tsy matiko ianareo, raha namelona an’ireo.» Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy19 Ary hoy izy: Rahalahiko, zanaky ny reniko, ireo. Raha velona koa Jehovah, dia tsy mba hovonoiko hianareo, raha novelominareo ireo. Jereo ny tokoMalagasy Bible19 Ary hoy izy: Rahalahiko, zanaky ny reniko ireo. Raha velona koa Jehovah, dia tsy mba hovonoiko ianareo, raha novelominareo ireo. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache19 Hoy i Gideona: Rahalahiko, zanaky ny reniko, ireo. Raha velona koa NY TOMPO, tsy mba hovonoiko ianareo raha novelominareo ireo! Jereo ny toko |
Mijanona eto ianao izao alina izao; fa anio maraina, raha hitondra loloha anao tokoa izy, dia tsara; aoka izy no hitondra loloha anao! Raha tsy tiany kosa ny hanao izany, dia izaho no hitondra loloha anao. Velona ny TOMPO ka eo anatrehany aho no mianiana hanao izany; fa matoria aloha ambara-paharainan’ny andro.