Mpitsara 8:20 - DIEM PROTESTANTA20 Ary nandidy an’i Jetera zanany lahimatoa i Gidehôna hoe: –Mitsangàna, vonoy ho faty ireo! Fa tsy sahy nanatsoaka ny sabany ilay zatovolahy, satria mbola tanora loatra izy ka natahotra. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201120 Dia hoy izy tamin’i Jetera lahimatoany: Mitsangàna, vonoy izy roa lahy! Fa tsy nanatsoaka ny sabany ilay zatovo fa natahotra: Mbola tanora fanahy loatra izy. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara20 Ary nandidy an’i Jetera zanany lahimatoa i Gidehôna hoe: –Mitsangàna, vonoy ho faty ireo! Fa tsy sahy nanatsoaka ny sabany ilay zatovolahy, satria mbola tanora loatra izy ka natahotra. Jereo ny tokoBaiboly Katolika20 Ary hoy izy tamin’i Jetera zanany lahimatoa: «Mitsangàna, ka vonoy ireo.» Fa tsy nanatsoaka ny sabany ity zatovo fa natahotra izy satria mbola tanora. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy20 Ary hoy izy tamin’i Jatera lahimatoany: Mitsangàna, ka vonoy izy roa lahy. Fa ilay zatovo tsy nanatsoaka ny sabany, fa natahotra, satria mbola tanora fanahy izy. Jereo ny tokoMalagasy Bible20 Ary hoy izy tamin'i Jatera lahimatoany: Mitsangàna, ka vonoy izy roa lahy. Fa ilay zatovo tsy nanatsoaka ny sabany, fa natahotra, satria mbola tanora fanahy izy. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache20 Dia hoy izy tamin’i Jetera lahimatoany: Mitsangàna, vonoy izy roa lahy! Fa tsy nanatsoaka ny sabany ilay zatovo fa natahotra: Mbola tanora fanahy loatra izy. Jereo ny toko |